Other News

Tarika Solomiral : hisy tsiaro an’i Fanaiky

Efa nanomana ny fiverenany an-tsehatra ny tarika Solo­miral. Efa voafaritra mialoha koa ny fandraisan’izy ireo anjara amin’ny « Madajazzcar » andiany faha-35 amin’ity, saingy nodimandry nialoha ny fotoana nifanomezana i Fanaiky, mpikambana fototra sady mpitendry gitara beson’ny tarika. Notanana ny fotoana, ny alatsinainy 7 oktobra izao, manomboka amin’ny 7 ora hariva, ao […]

“Arts &Biodivérsité” : tanjona ny hikajiana ny tontolo iainana amin’ny alalan’ny zavakanto

Nampahafantarina ny mpanao gazety, omaly, nandritra ny valandresaka ireo mpanakanto mpandresin’ny tetikasa “Arts & Biodivérsité”. Hisy kosa ny fampiratiana ireo vokatra, ho an’ny daholobe, manomboka anio hatramin’ny 25 oktobra 2024, eny amin’ny La Teinturerie Ampasanimalo. Tanterahina anio, eny amin’ ny La Teinturerie Ampa­sanimalo, ny lanonana fanolorana ny amboara ho an’ny […]

Oniversiten’i Toamasina : nahazo boky 15840 isa avy amin’ny fikambanana Livres sans frontières

Anisan’ny manampy betsaka ny se­hatry ny fanabeazana ny fananana boky sy ny toerana famakiana boky. Ho an’ny oniversiten’i Toa­ma­sina manokana, nahazo boky maro samihafa avy any Frantsa izy ireo. Nahazo fanomezana b­oky maro samihafa avy amin’ny fikambanana Livres sans frontières, ny oniversiten’i Toamasina. Nanolo­tra izany ho an’ity Anjerima­nontolo iray ity, […]

VAOVAO TAMBATRA

Mitombo isa ireo fiarabe mpitatitra sy mpamatsy rano eto Antananarivo. Mbola misy ihany koa ireo andalam-panamboarana. Hojerena akaiky avokoa ireo toerana mila vonjy. Hatsaraina ny fifandraisana amin’ ny vahoaka eny ifotony hampahomby ny ezaka atao, manoloana ny olan’ny famatsiana rano. Vahaolana fohy ezaka ity atao ity saingy mangataka ny fitohizan’ny […]