Tsy nitsanga-menatra i Madagasikara nandritra ny fifaninanana « Olympiades d’échecs », andiany faha-45, natao tany Budapest, ny 10 hatramin’ny 23 septambra teo, na dia tsy nahazo medaly aza. Atleta malagasy 3 mianadahy no nahazo anaram-boninahitra, taorian’ny fifaninanana. Anisan’izany i Miora Ismael, izay nahazo ny “Candidat Maitre” (CM). Tao amin’ny sokajy “Open” no […]
Other News
Rugby « WXV III »- sokajy vehivavy : hifanandrina amin’i Espagne ny Makis Ladies
Hanomboka anio ny fifanintsanana iraisam-pirenena amin’ny taranja rugby lalaovin’olona 15, sokajy vehivavy, izay hatao any Dubaï. Ny ekipa nasionalin’i Espagne no hifandona amin’i Madagasikara. Hotontosaina anio, ao amin’ny kianja Sevens Stadium Dubaï, ny fihaonan’ny Makis Ladies de Madagasikara sy ny Las Leonas Espagne. Lalao izay tafiditra amin’ny fifaninanana iraisam-pirenena taranja […]
Hazandrano : 150 000 taonina ny vokatra eto amintsika
Manodidina ny 150 000 taonina ny famokarana trondro eto Madagasikara. « Vokatra azo avy eny an-dranomasina sy an-dranomamy ary ny fiompiana izany », hoy ny tale jeneralin’ny minisiteran’ny Jono sy ny toekarena manga, Rakotosoa Rado, nandritra ny fanokafana ny Tsenaben’ny hazandrano andiany fahefatra, omaly, teny amin’ny Kianja Barea Mahamasina. Imasoana, hoy izy, ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Milanja 125 300 taonina ny vary nafaran’i Madagasikara nandritra ny enim-bolana voalohan’ny taona, izany hoe, nihena mihoatra ny 50% raha oharina ny tamin’ny taona 2023, izay nahatratra hatrany amin’ny 269 600. Mitentina 316,4 miliara Ar ny totalimbidin’ireo fanafarana, raha tafakatra hatrany amin’ny 511,4 miliara izany tamin’ny taon-dasa. Tombanan’ny FAO fa mila manafatra […]
Sandam-bola : tafakatra 5 000 Ar ny euro
Mitotongana ny vola malagasy, nisanda 5 000,32 Ar ny euro iray, araka ny tarehimarika tao amin’ny tranokalan’ny Banky foiben’i Madagasikara (BFM), omaly. Niainga 4 988,00 Ar izany omaly tamin’ny 11 ora maraina. Tafakatra 5 000,32Ar tamin’ny fifanakalozam-bola, nikatona tamin’ ny 3 ora tolakandro, araka ny tarehimariky ny BFM. Tao anatin’ny iray volana, nanafosafo […]






