Mitotongana ny vola malagasy, nisanda 5 000,32 Ar ny euro iray, araka ny tarehimarika tao amin’ny tranokalan’ny Banky foiben’i Madagasikara (BFM), omaly. Niainga 4 988,00 Ar izany omaly tamin’ny 11 ora maraina. Tafakatra 5 000,32Ar tamin’ny fifanakalozam-bola, nikatona tamin’ ny 3 ora tolakandro, araka ny tarehimariky ny BFM. Tao anatin’ny iray volana, nanafosafo […]
Other News
Olan’ny famatsiana herinaratra sy rano: hitondra vahaolana maharitra ny Jirama
Nitondra fanazavana mahakasika ny olan’ny famatsiana herinaratra sy rano eto an-drenivohitra sy ny manodidina ny Jirama sy ireo minisitera voakasik’izany, omaly. Nivoitra tao anatin’izay ireo vahaolana fohy ezaka sy lavitr’ezaka hamahana ny zava-misy amin’izao. «Hafainganina ny fametrahana ireo tobim-pamokarana herinaratra azo avy amin’ny masoandro 50 Mégawatts, manoloana ny olan’ny famatsiana […]
TARATRY ny KANTO
Revy Lôlô sy ny tariny, etsy amin’ny Piment Café Behoririka. Manomboka amin’ny 8 ora sy sasany alina indray ny fotoana, iarahana amin’i Benny sy Bebey ary i Nini. Efa mahazatra ny mpankafy ny toerana sy ny revy, saingy tonga hatrany ireo manimanina ny hiran’ny taona 80 sy 90. Tato ho […]
“Guitar Beatz Experience”: haneho ny talentany i Milon
Tanterahina anio alina, eny amin’ny 44 Bistrot Tsaralalana, ny “Guitar Beatz Experience”, iarahana amin’i Milon, avy ao amin’ny tarika Kazar. Mandritra ity hetsika ity no hanehoan’i Milon ny talenta sy fahaiza-manaony eo amin’ny fitendrena gitara. Ho re mandritra ny “Guitar Beatz Experience” ireo karazana fitendry sy gadona maro samihafa. Tanjona […]
Manan-talenta marolafy: Jonny R’Afa, ilay mpanakanto « hafa » noho ny namany
Poeta, mpamoron-kira, mpihira ary mpitendry izy. Mpanao sary manana ny mampiavaka azy koa anefa. Tsy vitan’izay fa ny sary sokitra sy ny sarivongana koa no tena nametrahan’i Jonny R’Afa ny dian-tanany, teto Madagasikara sy tany ivelany. Ny mombamomba azy… Andriamanankoavy Jonny no tena anarany. Jonny R’Afa kosa no anarana nosafidiany […]






