Notontosaina omaly, teny amin’ireo kianja roa, Ambohidratrimo sy Elgeco Plus By-pass, ny andro fahefatra, lalao miverina, amin’ny fifaninanam-pirenena « Poule des As » diviziona faharoa nasionaly, « World Cola Ligue des Champions ». Mbola tsara toerana ny ekipan’ny FC Avenir du Sud Anosy. Nahazo isa telo indray izy ireo, omaly, teny Ambohidratrimo, rehefa nandresy ny […]
Other News
Beach Soccer – “Can 2024”: tsy ao anaty lisitra ny Barea de Madagascar
Tsy anisan’ireo firenena handray anjara amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja baolina kitra lalaovina amin’ny torapasika na beach soccer ny Barea de Madagascar. Valo ireo firenena hiady ho lohany amin’ity. Notontosaina tao amin’ny foibe toeran’ny Kaonfederasiona afrikanin’ny baolina kitra (Caf) tany Egypta, ny alakamisy 19 septambra lasa teo, ny […]
TARATRY ny KANTO
Fa nankaiza ireo mpilalao teatra? Efa noraisin’ny Malagasy ho anisan’ny kolontsainy ny teatra klasika. Nanana tropy na tarika mpilalao teatra vitsivitsy efa nanana ny mampiavaka azy i Madagasikara, indrindra fa Antananarivo. Tsy tazana eny an-tsehatra intsony izy ireny tao anatin’ny folo taona. Ankoatra ny tsy fisian’ny toerana ilalaovana, somary natory […]
Zava-misy ankehitriny: iharan’ny tery vay manta ny kolontsaina
Antony iray tsy mampivelatra ny kolontsaina sy ny zavakanto malagasy ny tery vay manta mianjady aminy. Zanaka mpanakanto, mihevi-tena ho mpanakanto avy hatrany. « Kolom-body » ambara ho kolontsaina malagasy. Ny ratsy (mitsipaka ny soatoavina) dokafana ho tsara sy fandrosoana… Tery vay manta avokoa ny tahaka ireo. Saika tratra tahaka izany ny […]
«Metal Madness Legends»: hiaka-tsehatra ny tarika Kazar
Tontosaina eny amin’ny Kianja Analamaitso Analamahitsy, ny sabotsy 28 septambra 2024 izao, ny «Metal Madness Legends ». Hetsika lehibe sy sambany eo amin’ny tantaran’ny gadona metaly izy ity. Tarika miisa efatra, samy manana ny maha izy azy, ny hiray sehatra mandritra izany. Anisan’izany ny Kazar, Apost, Egraygore ary ny Seth on […]






