Other News

Andohatapenaka: Mpirahavavy niara-maty sempotry ny afon-tsaribao

Hita faty tao amin’ny efitrano iray, tetsy Andohatapenaka I, ny ankizy mirahavavy, omaly maraina. Maty sempotry ny afon-tsaribao nasiana rano mafana tao an-trano izy ireo, raha ny fanazavana voaray. Ankizy mirahavavy zanak’olom-piray tampo samy 14 taona, hita faty tao amin’ny efitrano iray tetsy Andohatapenaka I, secteur 3, omaly maraina tamin’ny […]