Other News

« Ligue des champions » : Tsy mbola afa-bela tamin’ny PSG ny Liverpool

Ekipa roa voalohany, tafita amin’ny manasa-dalana hiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa “Ligue des champions”, ny Paris ST Germain (PSG) sy ny Atletico de Madrid. Tontosa ny talata alina lasa teo, ny ampahefa-dalana miverina. Anisan’ny lalao be mpiandry ny fifandonan’ny PSG sy ny Liverpool, tamin’ity. Tsy mbola afa-bela tamin’ny parizianina ny […]

Tenisy – Open Capfinances : Hiatrika lalao ho an’olon-droa i Sarah

Araka ny vaovao, navoakan’ny federasionina frantsay ny taranja tenisy, omaly, fantatra fa anisan’ireo mifaninana amin’ny «Open Capfinances», tanterahina ao Rouen France, Rakotomanga Sarah Tiantsoa, ilay Malagasy mizaka ny zom-pirenena frantsay. Fifaninanana, nanomboka ny alatsinainy lasa teo, ary hifarana ny alahady 19 avrily izao. Raha ny fandaharam-potoana, hiatrika ny dingana ampahefa-dalana […]

“Tir à l’arc” – MadaArchery : Hanangana klioba maro manerana ny Nosy

Nanatanteraka varavarana misokatra ho an’ireo liana amin’ny taranja ” tir à l’arc” ny klioba “MadaArchery”, ny faran’ny herinandro teo. Hanitatra ity taranja ity manerana ny Nosy no anton’izao finiavana izao. Manana tanjona ny ham­piroborobo ny ta­ranja “tir à l’arc”, ny klioba “MadaArchery”, araka ny nambaran’ny filohany, Ra­tsimbazafy Tsiory Lucka, nandritra […]

VAOVAO TAMBATRA

Hikorontana ny famatsian-drano amina faritra maro eto an-dRenivohitra, anio. Hisy ny fikojakojana ny “Unité Accelator” ao Mandroseza I mba hiantohana ny faharetan’ny fotodrafitrasa, hanaraka ny fenitra amin’ ny fanadiovana rano sy hampitomboina ny vokatra. Manomboka amin’ny 8 ora maraina ny asa izay heve­rina haharitra valo ora. Voatery hatsahatra ny fihodi­nan’ny […]

Orange Madagascar : Manohana ny fampivoarana niomerika

Manamafy ny fampiroboroboana ny niomerika ao Toa­masina ny Orange Madagas­car. Napetraka ao amin’ny tranombokin’ny Oniversiten’i Barikadimy, nanomboka ny 25 marsa teo, ny “Spot Orange” izay mahazaka fifandraisana hatramin’ny 1 000 amina velarana 100 m. Tanjona ny hanohana ny tanora sy hisitrahany mivantana ny tombontsoan’ny niomerika. “Miavaka ireo hotspot wi-fi ireo […]