Other News

VAOVAO TAMBATRA

Fotoana hanehoan’ireo mpamokatra ny fahaiza-manaony sy ny vokatra mampiavaka azy ny FIA. Hetsika ara-toekarena manan-danja sy hanasonga­dinana ny fanamby ho amin’ny fampivoarana ny tsena iraisam-pirenena ho an’ny Famokarana. Hita eny an-toerana ny vokatry ny fambolena sy ny fiompiana, ny jono ary ny vokatra voahodina vita malagasy. Mahe­rin’ny 150 ireo tranoheva […]

Foire Internationale de l’Agriculture (FIA): hasongadina manokana ny vokatry ny tanora

Hanasongadinana ny fanamby ho amin’ny fampivoarana ny famokarana sy ny toekarena ny Tsenabe iraisam-pire­nena ho an’ny Famokarana (FIA) andiany fahenina. Hojerena manokana ny fandraharahan’ireo tanora sy ny vokatra entiny. Laharam-pahamehana mandritra ny Tsenabe iraisam-pirenena ho an’ ny Famokarana (FIA), andiany fahenina, eny amin’ny Parcs des Expos Forello Tanjom­bato, ny tanora […]

TARATRY ny KANTO

Mahery – Rija – Luk, etsy amin’ny Piment Café Behoririka. Anio, manomboka amin’ny 8 ora sy sasany alina, ny fiarahana amin’izy telo mirahalahy samy tompon’ny feo ireto. Raha misy ny andrasan’ireo mpamonjy “cabaret” ao amin’ity toerana ity, anisan’ny voalohany ity fiarahana ity. Mitety hira sy vanim-potoana maro izy ireo, ankoatra […]

« Angaredona Mozika Festival »: hatao ho fanomezam-boninahitra an’i Fanaiky

« Rehefa nifampiresaka tamin’ny vady aman-janany sy nahazo tsodrano tamin’ny fianakaviana, nanapa-kevitra ny Talenta Production sy ny ekipa rehetra fa hatao ho hetsika fanomezam-boninahitra sy fankasitrahana an’i Fanaiky ny « Angaredona Mozika Fes­tival » andiany faha-18 amin’ity », hoy ny fanambarana na­taon-dRajery. Anisan’ny tomponandraikitra voalohany amin’ny fikarakarana ity hetsika goavana ho an’ny mozika miaina […]