Other News

Antenimierandoholona: mifampizara traikefa amin’ny any Cambodge

Manao fivahinianana any Cambodge, nanomboka ny 9 septambra 2024, ny delegasionina avy eo anivon’ny Antenimierandoholona, tarihin’ny Sekretera jeneraliny, Razafin­drazay Mirana. Fa­maliana ny fanasan’ny Se­kretera jeneralin’ny Anteni­mieran­doholona ao Cam­bodge, Kheng Sethikun, no anton-dian’izy ireo any an-toerana. Tanjona ny hanamafisana ny fiaraha-miasa sy hifampizara traikefa eo amin’ny Antenimierandoholon’ny firenena roa tonta ary […]

May ny tanàna !

  Mirongatra ny haintrano amin’ny tanàna maro manerana ny Nosy. Maro ireo lasibatra sy rava fananana anatin’ny indray mipi-maso. Lasa lavenona ny fihariana tanatin’ny taona maro. Foana avokoa ny an-tanana. Matetika nefa, tsy manana tahiry na antoka ny lasibatra. Fadiranovana anaty vanim-potoan’ny maitsoahitra. Izay indrindra no olana ho an-dRamalagasy. Tsy […]

Tetikasa Agoa : manohana ny Malagasy ny Amerikanina

Tetikasa anisan’ny mitondra vokatsoa ho an’ny Malagasy ny Agoa. Anatin’ny fandrafetana ny drafitra momba izany ny fanjakana, ankehitriny. “Nametraka drafitra i Madagasikara ahazoana manatsara ny fanondranantsika entana ma­n­kany amin’ny Agoa. An­kehitriny, noho ny fifandraisana tsara dia tsara eo amin’i Madagasikara sy i Etazonia dia misitraka fanampiana sy fanohanana ara-teknika avy […]

TSELATRA

Voasambotry ny polisy tao Ihosy ireo mpa­maky trano (ahitana vehivavy iray) tompon’antoka ta­min’ny famakiana trano tao Amboniavaratra, afakomaly. Hita ny toerana fanangonan’izy ireo ny entana halatra ka nanao bemidina tampoka ny polisy. Mbola hita tao amin’izy ireo avokoa ny entana halatra rehetra. Namoy ny ainy ireo ankizy roa vavy raha […]