Other News

FANODINAM-bokatra : mila drafitrasa mazava ny indostria

Goavana ny andraikitra miandry ny minisiteran’ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny varotra mahakasika ny tontolon’ny Indostria eto amintsika. Mila mametraka drafitrasa mazava hanafainganana ny fanatanterahana ny tetikasa ho an’ny sehatry ny Indostria ny minisitera. Tafiditra ao anatin’izay fanampiana izay ny orinasa mpanodim-bokatra ao anatin’ny fotoana fohy. Tanjona ny hialana amin’ny […]

Imvavet : naiditra vonjimaika am-ponja ny tale teo aloha

Voasaringotra amin’ny lafiny fanodinkodinam-bola ny tale teo aloha an’ny Imvavet, misahana ny vaksiny ho an’ny biby. Niakatra teny amin’ny Bianco sy ny Pac ny raharaha. Naharay fitarainana ny Birao miady amin’ny kolikoly (Bianco), ma­ha­kasika fanodinkodinam-bola nataon’ny tale teo aloha, nitantana ny Ivontoerana malagasy misahana ny vaksiny ho an’ny biby (Imvavet). […]

Volley-« Open 2è Division » : hanao famaranana ny ASI sy ny VBCD

Hotanterahina anio, eny amin’ny kianja mitafon’Ankatso, ny lalao famaranana ho an’ny “Open 2é division Anala­manga”, taranja Volley-ball, sokajy lehilahy. Hifanandrina amin’izany ny ekipan’ny ASI sy ny VBCD. Raha ny voka-dalao tamin’ny manasa-dalana, omaly, nandresy ny CSA, tamin’ny seta 3 no ho 0 ny VBCD, raha toa ka seta 3 no […]

Baolina kitra – D2 Nasionaly: hotolorana lelavola 12 tapitrisa Ariary izay tompondaka

Mitotaly 30 tapitrisa Ariary ny loka hozaraina amin’ity fifanintsanana “D2 Nasionaly World Cola Ligue des Champions” ity. Mahazo amin’izany ireo klioba telo voalohany sy ireo mpilalao mendrika ary ny mpanazatra nahita vokatra tsara indrindra. Nampahafantarin’ny mpitantana eo anivon’ny Federasiona malaga­sin’ny baolina kitra (FMF) oma-ly, tetsy amin’ny orinasa Star Andraharo, ny […]

TARATRY ny KANTO

“Pho Tour” – eny amin’ny Aire du By Pass indray. Maromaro izay “cabarets” notontosaina teny amin’ireo toeram-pisakafoanana Pho teto Antananarivo izay. Anjaran’ny Pho Aire du By Pass indray ny anio, manomboka amin’ny 5 hariva. Hanafana izany ry Rija Ramanantoanina, Nanie, Bodo ary i Mahery. Mpanakanto samy kalaza ary efa zatra […]