Other News

TSELATRA

Fatin-dehilahy hita teny amin’ny fokontany Anosizato Atsinanana I, omaly. Mpandalo no nahatsikaritra ny vatana mangatsikan’io lehilahy io. Niantso ny tomponandraikitry ny fokontany sy ny mpitandro filaminana avy hatrany ny fokonolona. Niezaka namantatra io olona io ny manodidina saingy tsy hain’izy ireo io olona namoy ny ainy io. Taksibrosy iray mampitohy […]

Tsiroanomandidy : dahalo fito maty voatifitra

Lavon’ny basin’ny mpitandro filaminana ny dahalo fito lahy mpangalatra omby, tao amin’ny fokontany An­tsa­ka­viro, kaominina Antsa­halava, distrikan’i Tsiroanomandidy, ny 9 septambra teo. Nirongy fitaovam-piadiana mahery vaika sady nivatsy ody ratsy ireo dahalo. Noraofin’izy ireo ny omby. Nanaradia ny vatan-dehilahy tao an-tanàna. Rai­kitra ny fifandonana tamin’ireo mpandroba. Vokany, namoy ny ainy […]

Olona folo naiditra am-ponja: mpianaka niara-maty novonoina

Niara-notanana vonjimaika any am-ponja ireo folo lahy namono nahafaty mpianaka tao amin’ny kaominina Belobaka, ny 3 septambra teo. Valifaty no namonona ireo mpianaka. Maty niharan’ny vono sy daroka nataon’ny andian-dehilahy ny raim-pianakaviana iray sy ny zanany lahy tao amin’ny fokontany Benonika, kaominina Belobaka, ny 11 jona lasa teo. Araka ny […]