Other News

TARATRY ny KANTO

“Hisolo tsiky…”. Hira vaovaon’ny tarika Raboussa, izay nambarany fa hivoaka rahampitso. Hampahafantarina voalohany amin’ny tambajotra, ao amin’ny pejin’ny tarika izany. Tsy mbola nisy naheno azy ny mpankafy, saingy azo antoka fa mifanohy na mifameno amin’ilay hiran-dRaboussa nalaza indrindra, “ Ho tsiky tsy tomany” izy ity. Tontosa ny fialantsasatra lehibe ho […]

IFM Analakely: handranty ny haikantony i Misa Ratrimoharinivo

Tanterahina manomboka anio, hatramin’ny 19 oktobra 2024, eny amin’ny Institut Français de Madagascar (IFM Analakely), ny fampirantiana «Fusion, Visions et Perspéc­tives», an’i Misa Ratrimo­harinivo, Malagasy mpahay kanto misehatra eo amin’ny fanaovana rary sy haikanto momba ny lamba. Ankoatra ireo sanganasany, anisan’ny haseho mandritra izany koa ireo teknika sy fahaiza-manaon’ity mpahay […]

« Photomania » : hetsika goavana ho an’ny saripika

Efa fanao ny “Iray volan’ny saripika” isaky ny roa taona. Hanatevina ny hetsika ho an’ity sehatra ity kosa ny “Photomania”, hetsika iray hiompana amin’ny tontolon’ny saripika eto Madagasikara. Ho sehatra goavana ho an’ny tontolon’ny saripika ny Urban Futsal, Galaxy Andraharo. Hotonto­saina ao amin’ity toerana ity ny hetsika “Photomania”, ny 27 […]

Vehivavy mitondra vohoka : mahatonga fahafahan-jaza ny fisotroana alikaola

Mbola tsy fantatry ny maro ny aretina vokatry ny fisotroan’ny vehivavy bevohoka toaka. Maro ny aretina aterak’izany. Eo ny fahataran’ny fitomboan’ny zaza teraka, ny fahamombana ary ny fahasembanana. Nomarihina omaly ny Andro iraisam-pirenena hanafoanana ny fisotroan-toaka ho an’ny vehivavy bevohoka sy mandritra ny fampinonoana na ny “Syn­drome d’alcoolisation fœtale” (Saf). […]

FANTINA sy FINTINA

Nitsidika ny fitsarana ambaratonga voalohany, Anosy, ny minisitry ny Fitsarana, Rakotomandimby Benjamin Alexis, ny faran’ny herinandro teo. Nampahery ireo mpitsara mpiandry raharaha mikarakara ny fandraisana fangatahana “casier judiciaire” sy “certificat de nationalité”, izay manampy amin’ny fanamarinana ny maha olom-pirenena sy ny toetra manokana amin’ny fifidianana izy tamin’izany. Mampiteny ny moana […]