Nifarana omaly, ny andiany faha-28, “Tournoi de Capricorne”, taranja Judo, notontosaina tany Toliara, sokajy Poussins hatramin’ny Seniors. Ankoatra ny fifaninanana, notolorana grady, 7e dan, ny Maître Ashik Houssen Mamodaly, izay namorona ity “Tournoi de Capricorne” ity. Araka ny fantatra, nanorina ny klioban’ny Judo Toliara ihany koa izy na ny HMS, […]
Other News
DAKA AN-JORONY : Aza lany andro mitatasika
Ilaina fitiavana ny fanatontosana asa na zavatra iray eo amin’ny fiainana. Na misy aza ny fikirizana rehefa tsy atao am-pitiavana izany, tsy tonga lafatra. Na izany aza, aleo ny asa no hitsarana ny olona fa tsy ny vavany. Misy karazany mantsy ny mpiasa; ao ireo mivarotra ny vavany. Raha resaka […]
Volley-U20 : nahazo ny amboara ny MVBC sy ny Asi
Tontosa tany Antsirabe, nanomboka ny 25 aogositra lasa teo hatramin’ny omaly, ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, sokajy U20, taranja Volley-ball. Voahosotra ho tompondaka, teo amin’ny sokajy vehivavy, ny ekipan’ny MVBC Boeny ary teo amin’ny sokajy lehilahy ny GNVB, nandritra ity fifaninanana natao tany Antsirabe ity. Teo amin’ny sokajy vehivavy, nifanandrina […]
Sombim-baovao
Voahosotra ho tompondaka, nandritra ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, sokajy latsaky ny 20 taona, taranja basikety, ny BCTT Atsimo Andrefana sy ny JEA Vakinankaratra. Fifaninanana natao tany Farafangana, nanomboka ny 24 aogositra lasa teo ary nifarana, omaly. Mitohy hatrany ny fitsidiham-paritra ataon’ny Federasiona malagasin’ny Kung Fu. Ny tany amin’ny faritr’i […]
D2 Nasionaly : fantatra ny ekipa tafita tany Ambatondrazaka
Notontosaina omaly, tany Ambositra sy Ambatondrazaka, ny andro faran’ny dingana faharoan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, diviziona faharoa nasionaly, “World Cola Ligue des Champions 2024”. Ny klioban’ny FC Theo Sava sy ny AS Fos Analanjirofo, no tafavoaka any amin’ ny “Poule des AS”, tao amin’ ny vondrona […]






