Other News

Satria very ny fototra…: Simban’ny resa-pinoana ny Malagasy

Tao anatin’ny andro maromaro, nafana ny fanehoan-kevitra momba ny finoana. Tao ny nanome tsiny. Nisy ny variana sy gaga. Tsy vitsy ny nanidy ny vazany. Ireo zatra mampiady tarehimarika, nanao izany avy hatrany. Nitranga ireny, satria, very fototra ny Malagasy ! Nifanaretsaka ny fantsy ! «… mpangoron-karena » ! « Olona badraodra mora ambakaina » !… « Mahantra […]

SOMBIM-BAOVAO

Hiditra amin’ny lalao ampahefa-dalana, anio, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja basikety, sokajy latsaky ny 20 taona, lehilahy sy vehivavy, izay hatao any Farafangana. Anisan’ny tafakatra hiatrika izany ny BC Est Atsimo Andrefana, rehefa nandavo ny Ascut, tamin’ny isa 45 no ho 30. Nanatanteraka fihaonana sy fifampizarana eo amin’ny samy […]

Barean’i Madagasikara : maratra i Hakim Abdallah

Araka ny fikarohana natao omaly, fantatra fa maratra ilay lohalaharan’ny Barea de Madagascar, Hakim Abdallah. Andrasana izay fanapahan-kevitra raisin’ny mpanaza­tran’ny ekipam-pirenena Barea, Rakotondrabe Romuald Felix na ny Coach Rôrô, mahakasika izany. Tsiahivina fa anisan’ireo mpilalao nan­tsoin’ny Coach Rôrô hiatrika ny andro voalohany sy faharoan’ny fifanintsanana hiadiana ny tapakila hanaovana ny […]

D2 Nasionaly : hifandona ny Jet Kintana sy ny AS Ste Anne

Hotontosaina, anio, any Ambositra sy Ambatondrazaka, ny andro fahefatry ny fiadiana ny ho tompondakan’i Mada­gasikara, taranja baolina kitra, ho an’ny diviziona faharoa nasionaly, “World Cola Ligue des Champions.” Ho an’ny vondrona any Ambositra, lalao tena andrasan’ny maro ny fifanandrinan’ny Jet Kintana Itasy sy ny AS Ste Anne avy eto Analamanga. […]

Tournoi de Capricorne: miisa 375 ireo mpandray anjara

Nifaninana nanomboka omaly ireo judokas malagasy manerana ny Nosy, miatrika ny fifaninanana “Tournoi de Capricorne”, taranja Judo, andiany faha-28, tanterahina any Toliara. Mpikatroka manerana ny Nosy 375 no tonga any Toliara, nanomboka ny 28 aogositra lasa teo hiatrika ny andiany faha-28 amin’ny “Tournoi de Capri­corne”, taranja Judo. Tamin’io alarobia 28 […]