Avotra soa aman-tsara ny renim-pianakaviana iray teraka an-dalana teo akaikin’ny fanariam-pako, eny Antanimena, afakomaly. Niezaka nifanome tanana taminy ireo olona nahita izany mialoha ny nahatongavan’ny mpamonjy voina. Efa nentina namonjy hopitaly izy mianaka ka tsy nisy atahorana. Hita tao anaty taksiborosy nandritra ny fisavan’ny zandary ao Andranohinaly, Toliara II, RN7 […]
Other News
Halatra vola tao amin’ny banky: olona telo naiditra violon ao Ambovombe
Mitohy hatrany ny fanadihadiana sy ny fikarohana an’ilay lehilahy mpiasan’ny banky iray ao Ambovombe nangalatra vola 335 tapitrisa Ar tao anaty vatamafihidy, ny alatsinainy teo. Mivoatra tsikelikely ny famotorana, tao anatin’izany no nahatrarana olona telo (ny rainy, ny dadatoany, ny anabaviny) akaiky azy. Nifandray matetika tamin’ilay lehilahy mpiasan’ny banky izy […]
Tao anaty kizo: taolam-paty telo gony hitan’ny miaramila
Saika hatao inona? Taolam-paty marobe tanaty gony no hitan’ny lehiben’ireo miaramila mpiandry kizo ao Analamarina, kaominina Tsaratanàna, distrikan’Ifanadiana, ny faran’ny herinandro teo. Nahazo fampandrenesana momba ny fisian’ity taolam-paty ity ireo miaramila ka voamarina tokoa ny fisian’izany tao amin’ny kirihitr’ala manamorona ny lalana mihazo an’Ambohimanga Atsimo, ao Sandrasaty. Tonga teny an-toerana koa […]
Toliara: Jiolahy iray maty voatifitry ny polisin’ny UIR
Maty voatifitry ny polisy tao anaty ala honko, omaly, ny jiolahy raindahiny amin’ny fanafihana. Teo am-pikasana ny hanafika izy sy ireo namany no nifanehitra tamin’ny polisy… Maty rotiky ny balan’ny polisin’ny UIR tao anaty ala honko ao Ambohitsabo Toliara, omaly atoandro ny jiolahy raindahiny antsoina hoe i Alain. Teo am-piomankomanana […]






