Hanantanteraka seho etsy amin’ny Cercle Germano Malgache (CGM) Analakely ny tarika Tsiakoraka, ny 1 Septambara ho avy izao. Hanomboka amin’ny 2 ora sasany ny fampisehoana. Nampitondraina ny lohateny hoe : «Concert Vip». Hanome ny tsara indrindra ho an’ny mpankafy ny tarika amin’io fotoana io. Tanjona ny hamerenana ireo tsiahy fahiny sy […]
Other News
Madagascar Mozarteum : hanolotra ny «Soirée classique» i Ilo Rakoto
Miresaka avy hatrany ny piano… Ny hakingan’ny rantsan-tanan’i Ilo Rakoto no miteraka izany. Na feon-kira vahiny, na malagasy, mahasarika ny sofina avokoa ny itendreny azy. Haneho io talentany miavaka io, tsy ho ela, ho an’ny olon-drehetra izy. Tanora andrarezin’ny fitendrena piano. Ilo Rakoto, mpianatry ny «École Normale de Musique de […]
Ambana noho ny nendran-drajako : mila hamafisina ny hery fiarovana sy ny fanajana ny sakana rehetra
Anisan’ny aretina miparitaka aty amin’ny kaontinantan’i Afrika ny nendran-drajako. Miseho amin’ny endrika fahabokana eo amin’ny vatan’ny olona iray izany. Efa fantatra mialoha ny fisehoan’ity aretina ity ka ilaina ny fitandremana izany mba hisorohana ny fiparitahany. Manoloana ny ambana noho ny variole du singe (Mpox) na ny nendran-drajako maneran-tany, «ilaina ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Volavolaina ny didim-panjakana mifehy ny vidin’ny herinaratra, ho an’ny mpisehatra amin’ny herinaratra. Mandray anjara amin’izany ny teknisian’ny minisiteran’ny Angovo (MEH), ny ORE, ny Jirama ary ny Ader. Manohana ny fanatanterahana azy ny Banky iraisam-pirenena miaraka amin’ny kabinetra matihanina. Miisa 22 ny mpanjono any Farafangana miofana mikasika ny Rafitra amin’ny loza […]
Hanamafy ny fahaiza-manaony : Malagasy 14 hianatra sy hiasa any Japon
Hanainga, anio, ny ampahany amin’ireo Malagasy 14 mianadahy nisitraka vatsim-pianarana any Japon, raha amin’ny herinandro ho avy kosa ny ampahany manaraka no hiala eto an-tanindrazana. Ny dimy amin’izy ireo no nahazo vatsim-pianarana avy amin’ny minisiteran’ny Fampianarana, ny Kolontsaina, ny Fanatanjanhantena, ny Siansa ary ny Teknolojia japoney ka ny efatra hianatra […]






