Other News

« Atsika misôma vakansy »: hisy ny filalaovana katro sy fanorona

Anisan’ireo kilalao hita eny amin’ny Ivontoeran’ny kolontsaina malagasy (IKM) Antsahavola, anio, mandritra ny « Tontolo andro misôma », ao anatin’ny hetsika « Atsika misôma vakansy » ny katro sy fanorona. Hisy ny fampahafantarana sy ny fampianarana ary filalaovana ireto kilalaon-tsaina ireo mandritra izany. Ankoatra ny fampialana voly ao anatin’izao fialantsasatra izao, tanjona koa ny […]

« Tekken World Tour »: sambany nandray anjara ny Malagasy

Hetsika goavana maneran-tany ho an’ny tontolon’ny “jeux vidéos” ny “Tekken World Tour”. Sambany ny Malagasy no nandray anjara tamin’izany, tamin’ny alalan’ny « Moor1ng » (moraingy), andiany voalohany. Fifanina­nana nampivondrona ireo mpilalao nasionaly io, izay notontosaina ny faran’ny herinandro teo, tetsy amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina. Nahatratra 200 mahery ireo nandray anjara, ka anisan’izany […]

Kolontsaina mihidy: ilaina ny manangana sekoly maro

Mitady sehatra ivelarana kanefa ny atolotra « mantamanta ». Na ireo efa hay, nanjary niova endrika, satria, notampohina na nolaroina zavatra hafahafa. Saika tratran’io tranga io avokoa ny ankamaroan’ny kolontsaina sy ny zavakanto eto Madagasikara. … Fa maninona no tonga amin’ny seha-pamotehana fa tsy tafapaka any amin’ny seha-pamoronana ny Malagasy, raha eo […]

SOMBIM-BAOVAO

Hiditra amin’ny dingana farany, manomboka anio, ny fifaninanana Asief, ho an’ny taranja iraisana, tanterahina any Antsirabe. Efa vita kosa ny taranja manokana, toy ny karaté, ady totohondry, lomano. Tanterahina any Diego, nanomboka omaly 15 hatramin’ny 18 aogositra izao, ny fifanintsanana Fiba Africa-Zone 7, taranja basikety. Fifanintsanana hahazoana ny tapakilan’ny Afrobasket, […]

Karaté – “Challenge de Betsileo”: niakatra ny haavo teknikan’ny mpikatroka

Notanterahina tany Fia­narantsoa, nanomboka ny 8 aogositra ka hatramin’ny faran’ny herinandro teo, ny fifaninanana karaté “Challen­ge de Betsileo”. Fifaninanana nokarakarain’ny ligin’i Ma­tsiatra Ambony, teo ambany fiahian’ny Federasion’ny Ka­rate-do malagasy. Namba­ran’ny filohan’ity federasiona ity, Ratefinanahary Émile, fa niakatra ny haavo teknikan’ny mpikatroka. ” Nisy vokany tsara ny fampivondronana sy fanofanana ireo mpikatroka”, […]