Other News

Fiofanana Kyorougui: hitiliana izay ho ekipam-pirenena

Notontosaina tetsy amin’ny foibe CFamma Nanisana, ny zoma lasa teo, ny fiofanana kyorougui, izay nokarakarain’ny Federasiona malagasin’ny taranja Taekwondo (FMTKD). Tanjona amin’ity hetsika izay tarihan-dRakotomanana Franck Tiana, filohan’ny FMTKD, sy i Pharlin Dimbiheriniaina, tale teknika nasionalin’ny FMTKD, ity ny hitiliana ireo Malagasy atleta, izay handrafitra ny ekipam-pirenena malagasy. Raha tsiahivina, […]

Fifaninanana eo anivon’ny Caf: mpilalao miisa 28 nentin’ ny Disciples FC

Lasa any Maurice, omaly, ny ekipan’ny Disciples FC Vakinankaratra, izay solontenan’i Madagasikara amin’ny “Ligue des champions Caf”. Handray ny Orlande Pirates, Afrika Atsimo izy ireo, mandritra ity lalao mandroso ity. Afaka roa andro, hanomboka ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, “Ligue des champions (LDC) Caf”, taranja baolina kitra. Ho an’ny […]

Fitomboan’ny filana : 25 % ireo zavamaniry fanao fanafody voatrandraka ara-dalàna

Tena ilain’ny va­hoa­ka malagasy ny karazana zavamaniry fanao fanafody. Ampia­sain’ izy ireo hatao fi­tsaboana sy fanefitry ny aretina sy ny olana maro mety hahazo azy izy ireny. Mampiasa zavamaniry fanao fanafody avokoa ny vahoaka maherin’ny 70 % eto Madagasikara, raha ny nambaran’ny Talem-paritry ny tontolo iainana sy ny fandrosoana lovainjafy […]

FANTINA sy FINTINA

Hodinihina amin’ny fihaonana an-tampon’ny Sadc ny hidiran’i Madagasikara ao amin’ny Troïka. Ny filoha Rajoelina no ho filohan’ny Sadc amin’ny taona 2025, araka ny nambarany teny Anosy, afakomaly. Mio­mana handray ny fihaonana an-tampon’ny filoham-panjakana amin’izany i Madagasikara. Hisesisesy ny fivo­riana an-tampony hatao eto, ary maro ireo filoham- panjakana hanao fitsidiham-panjakana. Notendren’ny […]

Razakamanantsoa Gaby Nestor : “Tsy fampitahorana ny vahoaka ny Bianco”

Tontosa ny alarobia 14 aogositra 2024 ny lanonam-pitsarana, fianianan’ny tale jeneralin’ny Birao mahaleo tena miady amin’ny kolikoly (Bianco) vaovao, Razakama­nantsoa Gaby Nestor. Teny amin’ny Fitsarana tampony Anosy no nanatanterahana izany. Manampahefana maro sy tomponandraiki-panjakana samihafa isan’ambaratonga no tonga nanome voninahitra teny an-toerana. Anisan’izany ny filohan’ny Repoblika, Rajoe­lina Andry. Taorian’izay, nisy […]