Voatendry hitsara ny lalao mandritra ny fifaninanana « Nations League Africa 2 », izay hatao any Kampala Ouganda, ny mpitsara iraisam-pirenena, basikety 3×3, U23, Andriamanantsoa Tojonirina Harilala. Firenena miisa 12, izay sokajy enina vehivavy sy enina lehilahy no mandray anjara amin’ity fifanintsanana ity. Raha tsy misy ny fiovana, hivoaka ny 18 aogositra […]
Other News
Tsipy kanetibe: lasan’i Lesakely ny amboara
Norombahin-dRatsimbazafy Hajatiana (Lesakely) ny amboara tamin’ny fifaninanana ho an’olon-tokana, taranja tsipy kanetibe, natao tany Romans-sur-Isère, ny alatsinainy lasa teo. Fihaonana nahavory mpandray anjara miisa 300 mahery, manerana an’i Frantsa. Resin’i Lesakely teo amin’ny famaranana, tamin’ny isa 13 no ho 8, i Marzouk. Teo amin’ny “mène”, roa voalohany ihany no nitarika […]
Rugby : Zarasoa, Malagasy milalao ao amin’ny XV de France
Mandalo eto an-tanindrazana i Zarasoa (Zarah), ilay tovovavy malagasy milalao rugby, mandrafitra ny XV de France. Nohararaotina ny fahitana azy, ka nitantarany ny fiainany sy ny fahitany ny baolina lavalava malagasy. Malagasy voalohany mandrafitra ny XV de France, amin’ny taranja rugby, i Macquart Zarasoa (Zarah). Mizaka zom-pirenena roa ny tovovavy […]
Mitaky fitandremana : maro ny mandiso tantara
Manomboka liana ny Malagasy! Tao anatin’ny dimy taona, nitombo sy nivelatra be ny sehatra ahafahana milaza hevitra sy maneho momba ny tantara. Nitombo nanaraka izany ihany koa ny isan’ireo mpampahafantatra (mpikaroka, mpampianatra, olona tsotra, mpahay tantara…) tantara. Tranga mitaky fitandremana fatratra, satria, mety hitarika any amin’ny fahadisoana goavana any aoriana. […]
TARATRY ny KANTO
“Revy Mahaleo” etsy amin’ny La Balançoire Alarobia. Taorian’ny tsodrano nomen’i Dama sy i Bekoto, daty maromaro avy hatrany no noraiketin-dry Taranaka. Hanomboka izany ny anio, manomboka amin’ny 8 ora alina. Mazava loatra fa hiran’ny Mahaleo avokoa no hovelomin-dry zalahy taranaka ireto, mandritra izany. Faith etsy amin’ny No Comment Bar Isoraka. […]






