Mandalo eto an-tanindrazana i Zarasoa (Zarah), ilay tovovavy malagasy milalao rugby, mandrafitra ny XV de France. Nohararaotina ny fahitana azy, ka nitantarany ny fiainany sy ny fahitany ny baolina lavalava malagasy. Malagasy voalohany mandrafitra ny XV de France, amin’ny taranja rugby, i Macquart Zarasoa (Zarah). Mizaka zom-pirenena roa ny tovovavy […]
Other News
Mitaky fitandremana : maro ny mandiso tantara
Manomboka liana ny Malagasy! Tao anatin’ny dimy taona, nitombo sy nivelatra be ny sehatra ahafahana milaza hevitra sy maneho momba ny tantara. Nitombo nanaraka izany ihany koa ny isan’ireo mpampahafantatra (mpikaroka, mpampianatra, olona tsotra, mpahay tantara…) tantara. Tranga mitaky fitandremana fatratra, satria, mety hitarika any amin’ny fahadisoana goavana any aoriana. […]
TARATRY ny KANTO
“Revy Mahaleo” etsy amin’ny La Balançoire Alarobia. Taorian’ny tsodrano nomen’i Dama sy i Bekoto, daty maromaro avy hatrany no noraiketin-dry Taranaka. Hanomboka izany ny anio, manomboka amin’ny 8 ora alina. Mazava loatra fa hiran’ny Mahaleo avokoa no hovelomin-dry zalahy taranaka ireto, mandritra izany. Faith etsy amin’ny No Comment Bar Isoraka. […]
« Festival de la Cinéma de Madrid »: ahitana horonantsary malagasy mifaninana
Taratry ny fahaizan’ny Malagasy ny tontolon’ny horonantsary izao maha voafantina hiatrika hetsika iraisam-pirenena izao. Ity sehatra ity izay mitranga hatrany noho ny fampiroboroboana azy, tontosaina eto an-toerana. Anisan’ireo horonantsary fanadihadiana, handray anjara amin’ny « Festival de la Cinéma de Madrid », andiany faha-33, hatao any Madrid Espagne, ny 12 hatramin’ny 20 septambra […]
Vary manitra : mamokatra 250 t isan-taona ny kaoperativa iray
Manodidina ny 3 ka hatramin’ny 5 t/ha ny vary manitra miakatra ao Antsiranana II. Mahatratra hatrany amin’ny 250 taonina isan-taona kosa ny vokatra ho an’ireo mpikambana ao amin’ny koaperativa Vary manitra Diego II. Manomboka mahasarika ny Malagasy ity karazam-bary ity raha toa ka ireo teratany vahiny sy ny trano fisakafoana […]






