Nifarana ny faran’ny herinandro teo ny fiadiana ny tompondakan’Analamanga, “1ère division” sy “2è division”, taranja Volley-ball. Tompondaka teo amin’ny D1 ny GNVB2 sy ny Squad 1. Tompondaka teo amin’ny 2D kosa ny Asi 2 sy ny Squad. Nahemotra amin’ny volana oktobra ny fifaninanana “King of the mat”, taranja Jiu-jitsu brezilianina […]
Other News
BC EST-Vital Serge: “Nisy vidiny ny ezaka natao”
Mitohy hatrany ny fahombiazan’ny klioban’ny BCEST (Basketball club éspoirs sportifs de Tuléar). Taorian’ny nahazoana ny anaram-boninahitra teo amin’ny basikety U14 sy ny Handball, sokajy zandriny, nandrombaka indray ny U18 lehilahy, ny faran’ny herinandro teo izy ireo. “Nisy vidiny ny ezaka natao aman-taonany maro. Na tsy nahazo anaram-boninahitra aza teo aloha, […]
Baolina kitra – D2 Nasionaly: ho any Ambositra ny AS Ste Anne
Afaka efatr’andro, hanomboka indray ny dingana faharoan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, ”World Ligue des Champions D2 Nasionale”. Hatao ny 23 aogositra hatramin’ny 1 septambra ho avy izao ny fifaninanana. Ekipa 12 no tafita hiatrika izany: ny FC Theo, ny Zoya FC, ny AS St Anne, ny Tia Kitra, ny […]
Rugby sokajy vehivavy – «Mondiaux D3» : hivoaka anio ny anaran’ireo Makis Ladies ho any Dubaï
Ho fantatra amin’ity anio ity ireo mpilalao handrafitra ny Makis Ladies hiatrika ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany sokajy D3, taranja rugby, lalaovin’olona 15. Miisa 35 ireo hifantenana ho amin’izany. Raha tsy misy ny fiovana, hamoaka ny anaran’ireo mpilalao ho ao anatin’ny Makis Ladies ny mpanazatra sy ny Malagasy Rugby, […]
Tsy fandriampahalemana ao Toamasina : vono olona, halatra moto, fanafihana
Mihoron-koditra ny mponin’ i Toamasina amin’izao fotoana. Mirongatra ny vono olona, ny fanafihana mitam-piadiana, ny halatra moto, ny harom-paosy ary ny vaky trano… Lasa manjaka tanteraka ny asan-jiolahy ao an-toerana, ankehitriny. Ho an’ ny alatsinainy tapany maraina teo fotsiny, nahitana trangana tsy fandriampahalemana maro tao an-toerana. Anisan’ izany ny asan-jiolahy […]






