Other News

Kianja Barea Mahamasina: mampiofana momba ny fandriam-pahalemana eny an-kianja ny Caf

Anisan’ireo singa iray notakina tamin’ny Kianja Barea Mahamasina ny resaka fandriampahalemana. Manoloana izany, misy ny fampianarana sy fifampizarana traikefa ataon’ny Caf mahakasika izany. Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy omaly, teny amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny fampiofanana eo amin’ny lafiny fandriampahalemana, izay karakarain’ny Caf. Tonga niatrika izany avokoa ny solontena eo anivon’ny […]

Taratry ny kanto

Ry Tary Tarika, eny amin’ny No Comment Bar. Manome fotoana ireo te hianoka mozika vaovao izy ireo, ny alakamisy 8 aogositra manomboka amin’ny 8 ora sy sasany alina. Tarika iray ivondronan’ny tanora mpankafy mozika, indrindra ny gadona reggae izy ity. Manafangaro amin’ny mozika nentim-paharazana ihany anefa ry Tary Tarika. Manana […]

Mbola mahazaka sehatra: hitohy ny « Pao-tsatroka ho an’i Henri Ratsimbazafy »

Nakotrokotroka ny fankalazana ny faha-90 taonan’ i Henri Ratsimbazafy, tamin’ny taon-dasa. Ankoatra ny fo­toam-pivavahana nanomezam-boninahitra an’Andria­manitra, nahatontosa seho vi­tsivitsy ihany koa izy. Tsy teto an-tanindrazana ihany fa nisy koa ny fihaonany tamin’ireo mpankafy tany Frantsa, ny volana oktobra lasa teo. Nambara tamin’izany fa iny no seho hataony farany any Frantsa. […]

« Festival Jazz Tohatohabato »: hanomboka anio, amin’ny alalan’ ny « Jazz Kids », ny hetsika

Miditra amin’ny andiany faha-13 ny hetsika « Festival Jazz Tohatohabato ». Samy hankafy sy hahazo anjara ny rehetra, araka ny nambaran’ny tomponandraikitra. Ireo ankizy no hisantatra izany. Tanterahina anio, eny amin’ny Tranompoko­nolona Analakely, ny «Jazz Kids». Hetsika tafiditra ao anatin’ny «Festival Jazz Tohatohabato», andiany faha-13. Sehatra natao ho an’ireo ankizy […]