Lors de la conférence de presse numérique clôturant le forum de l’AGOA, Constance Hamilton, Représentante adjointe des États-Unis au Commerce extérieur pour l’Afrique, et Joy Basu, Secrétaire d’État adjointe aux Affaires africaines du Département d’État, ont répondu aux questions des journalistes. Ils ont abordé des préoccupations allant de la perte […]
Other News
Fifidianana ben’ny Tanàna : hanomboka ny 12 aogositra ny fametrahana ny dosie
Efa nanolo-kevitra momba izany ny eo anivon’ny Ceni ka tokony hanomboka ny 12 hatramin’ny 26 aogositra ny fametrahana ny dosie ho an’ireo kandidà. Hivoaka ny 5 septambra ny lisitr’ireo voatana ho mpifaninana ho ben’ny Tanàna sy ny mpanolontsain’ny Tanàna. Hanomboka ny 12 septambra hatramin’ny 12 oktobra ny famoahana ny lisitr’ireo […]
TARATRY ny KANTO
Olombelo Ricky Accoustic Band, any amin’ny B Live Club Antsirabe. Handray ny “Manala azy” amin’ ny endriny mifanakaiky kokoa ireo mpankafy any Vakinankaratra, anio manomboka amin’ny 8 ora alina. Ho vahinin’ny Olombelo Ricky hatrany ireo namany efa ela nihetezana teo amin’ny mozika, Sylvin Marc sy i Edgard Ravahatra. “Samy mandeha, […]
Lalao Olympika: nampitolagaga ny maro ny seho nataon’ny Bloco Malagasy
Nanomboka omaly ary haharitra dimy andro ny fandraisan’anjaran’ny tarika Bloco Malagasy, amin’ny sehatry ny zavakanto sy kolontsaina, mandritra ny Lalao Olympika atao any Paris, Frantsa. Ao amin’ny Site Courneuve no anatanterahina izany. Nampitolagaga ny vahiny sy ireo mpandray anjara amin’ny lalao Olympika ny seho natolotr’ireto tovovavy malagasy mivondrona ao anatin’ny […]
Rap ho an’ny rehetra: manomana ny 30 taona an-tsehatra ny North & Center
Tarika iray nametraka ny lokony teo amin’ny tontolon’ny rap gasy ny North & Center. Heno matetika indray, satria hiditra amin’ny fankalazana ny faha-30 taona nizarany ny kanto. “Ditra sa revy?” Hiran’ ny tarika North & Center nalaza indrindra sy nahafantarana voalohany azy ireo ihany koa izany. Fantatrao ve fa efa […]






