Other News

Baolina kitra – Amboaran’i Afrika : hanainga amin’ny alahady izao ny Elgeco Plus

Vonona ny Elgeco Plus hiatrika ny fiadiana ny amboaran’i Afrika, taranja baolina kitra. Lalao hifanandrinana amin’ ny Club Desportivo Da Lunda Sul. Miisa 28 ireo handrafitra ny delegasiona malagasy, hanafika atsy Angola. Ao anatin’ny tsipika ma­hitsy farany amin’ny fanomanana ny dingana savaranonando hiadiana ny amboaran’ny Kaonfedera­si­o­na, ankehitriny, ny Elgeco Plus […]

Tao anatin’ny fito volana: miisa 126 422 ireo mpizahatany tonga teto Madagasikara

Miha mahazo aina ny sehatry ny fizahantany eto amintsika. Tao anatin’ny fito volana voalohan’ny taona, mahatratra 126 422 ny mpizahatany tonga teto, araka ny antotanisa avy amin’ny minisiteran’ny Fizahantany sy ny asa tanana. Niakatra ny isa raha oharina ny tamin’ny taon-dasa izay 111 105, saingy mbola samy ambany raha oharina ny tamin’ny […]

Robotikoo Girls: misokatra ny fandraisana ekipa

Misokatra ho an’ireo ankizivavy 11-13 taona ny fandraisana anjara ho mpikambana handrafitra ny ekipam-pirenena Robotikoo Girls, amin’ny fifaninana Starship Girls’ Firefighting. Hetsika atao mandritra ny Festival international robotex any Tallinn Estonia, ny 6-7 desambra 2024. Fifaninanana mandrisika ny fahaiza-manao mahomby amin’ny fampiasana robot ny Starship Girls’ Firefighting. Sivana apetraka ny fahaizana […]

Fampandrosoana: avy amin’ny indostria ny 16% ny harinkarena faobe

Miantoka ny fampiroboroboana ny toekarena eto amintsika ny sehatry ny indostria. Sady miteraka asa isan-karazany izy no mandray anjara 16% amin’ny fampandrosoana ny harinkarena faobe. Mandray anjara betsaka amin’ny fampiroboroboana ny toekarena eto Madagasikara ny sehatry ny indostria. « Anisan’ny manorina asa maro sy maharitra eto amintsika izy io », hoy ny […]