Tsy misy ahina fa ampy sy ara-kalitao ny vary ao amin’ny tsenan’i Toliara. Tonga nanao fitsirihana, omaly, teny amin’ ireo mpivarotra ambongadiny sy mpaninjara any an-toerana ireo tomponandraikitra ho fiahiana ny mpanjifa. Niara-dalana nanao ny fidinana ifotony ny ekipan’ny fitantanam-paritry ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny varotra (DRIC) notarihin’ny Talem-paritra […]
Other News
Fifanakalozana ara-barotra : miandrandra hanohizana ny Agoa i Afrika
Mitana anjara toerana lehibe amin’ny fampiroboroboana ny toekaren’ny firenena aty Afrika ny hanohizana ny lalàn’ny African Growth and Opportunity Act (Agoa) ho an’ny 10 taona manaraka. Nandresy lahatra hanatanterahina izany ireo mpisitraka nandritra ny Forum Agoa tany Washington. Notanterahina ny 24-26 jolay, tany Washington DC ny fivoriambe (Forum) ara-barotra faha-21 […]
Sombim-baovao
Nitsara ny lalaon’i Serbie sy i Porto Rico, vondrona “A”, sokajy vehivavy, any amin’ny lalao Olympika tanterahina any France, i Yann Vezo Davidson, Malagasy mpitsara basikety. Omaly no niatrehany izany, tao amin’ny kianja mitafon’i Pierre Mauroy, ao Lille. Tsiahivina fa izy no hany afrikanina mpitsara voatendry amin’izany. Notanterahina nanomboka omaly, […]
Echecs – Mada 2024: 12 mianadahy nahazo tapakila mankany Tunisie
Nifarana omaly, tetsy amin’ny Kianja mitafon’ny Ankoay Ankorondrano, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara taranja Echecs, sokajy U7 hatramin’ny U17, lahy sy vavy. Ankizy 12 mianadahy, (6 lahy, 6 vavy) no misolo tena an’i Madagasikara amin’ny fifaninanana afrikanina, hatao any Tunisie, ny taona 2025. Araka ny fanazavana azo tamin-dRambolamalalatiana Haja, […]
Lalao Olympika: «Tsy hahazoam-bokatra tsara ny fanomanan-tena eto Madagasikara», hoy i Jonathan
Atleta voalohany niatrika ny fifaninanana any amin’ny lalao Olympika, tanterahina any Paris Frantsa, Raharvel Jonathan, mpilomano. Nihintsana teo amin’ny dingana voalohany izy ary tapitra hatreo ny lalany, amin’ity fihaonana goavana ity. Vao teo amin’ny dingan’ny fifanintsanana dia efa nangoron-damba Raharvel Jonathan, mpilomano, teo amin’ny lalao Olympika atao any Paris Frantsa. […]






