Other News

Kardinaly Tsarahazana Désiré : “Ialao ny fihatsarambelatsihy

Ho an’ny rehetra ny hafatra? “Ialana ny fihatsarambelatsihy, ialana io kabary tsara lahatra io. Fa mba ho hita taratra marina ary hita eo amin’ny fiainana ny fandrosoana, ny fifankatiavana marina”. Izay no anisan’ny anjara fitenenan’ny kardinaly sady arsevakan’ny diosezin’i Toamasina, ny kardinaly Tsarahazana Désiré, nandritra ny sorona masina notarihiny tany […]

Fihemorana… handrosoana

Azo antoka izao fa hihemotra amin’ny 11 desambra ny fifidianana ben’ny Tanàna sy mpanolotsain’ny Tanàna izay nokasaina hatao amin’ny 6 novambra? Raha tsy misy ny fiovana amin’ny fotoana farany… Tsy inona fa izay mety ho fanapahan-kevitry ny governemanta, indrindra ny Filan­kevi-panjakana izay fitsarana misahana izay fifidianana izay. Hanao ahoana? Azo […]

Fifanaraham-piaraha-miasa: hitsidika an’i Guinée-Bissau ny filoha Rajoelina

Taorian’ny fitsidihana nataony tany Frantsa, izay nihaonany tamin’ny filoha frantsay Emmanuel Macron sy nanatrehany ny lanonam-panokafana ny lalao Olympika dia manohy ny diany any amin’ny kaontinanta afrikanina indray ny filoha Rajoelina Andry. Manomboka ny fitsidi­hana an’i Afrika izay tanterahin’ny filoha Rajoelina Andry. Andrasana anio folakandro ao Bissau, renivohitr’i Guinée-Bissau, izy […]

TSELATRA

Lahiantitra 60 taona, voalaza nanolan-jaza vao 5 taona nosamborin’ny mpitandro filaminana tao Fenoandalana, distrikan’ Betioky Atsimo, ny faran’ny herinandro teo. Nota­nana atao famotorana io lehilahy io raha toa ka manaraka fitsaboana ny lasibatra. Hiakatra fitsarana anio ireo olona 10 voarohirohy ho tompon’antoka tamin’ny famonoana an’i Allan, ilay ankizilahy 10 taona […]