Fatin-dehilahy iray manodidina ny 30 taona, nihohoka, no hitan’ny olona tao anaty lakandrano ao amin’ny fokontany Ambohidava Antsirabe, omaly tamin’ny 10 ora maraina. Tonga teny an-toerana ny polisy niaraka tamin’ny dokotera avy ao amin’ny CSB2 nanao ny fizahana ny razana. Nandritra izany no nahitana fa fahafatesana tsotra no nahafaty azy […]
Other News
Manjakaray : Vaky ny fitaratra, fiara iray nisy nitifitra
Nieren-doza ireo vehivavy nandeha tamina fiara iray nisy nitifitra teny Manjakaray, ny sabotsy maraina tamin’ny valo ora. Nahitana diam-bala teo amin’ny fitaratraben’ny fiara… Nihorohoro indray ny mponina teny Manjakaray sy ny manodidina, ny sabotsy maraina teo. Niantefan’ny bala teo amin’ny fitaratraben’ny fiara nentin’ny renim-pianakaviana iray niaraka tamin’ireo vehivavy roa namany. […]
29 jolay 2024
Tir en l’air du 29 juillet 2024
Basket – U14: ASSM, Cosfa et Ascut frappent fort
A l’issue des deux premières journées du championnat de Madagascar U14 ans, au Complexe sportif de Mahajanga, certaines équipes, à l’image des deux formations d’Analamanga, l’AS Saint-Michel (ASSM) et le Cosfa, ainsi que l’Ascut Atsinanana émergent déjà du lot dans les hostilités masculines. En fin de semaine, l’équipe championne d’Analamanga en […]






