Other News

Monde professionnel: « La communication clé de la réussite », selon le Dr. Fabrice Lollia

L’association Solidarité des élèves ingénieurs en génie chimique de Madagascar, affiliée à l’École Polytechnique d’Antananarivo, a organisé en fin de semaine un colloque intitulé « Promouvoir l’innovation pour soutenir l’intégration de tous et favoriser le développement durable ». Cette conférence, animée par le Dr. Fabrice Lollia, docteur et coach certifié […]

AG du Synad: les administrateurs civils se focalisent sur leur statut particulier

Le Syndicat des administrateurs civils de Madagascar (Synad) s’est réuni en Assemblée générale (AG) vendredi et samedi à Fianarantsoa, dans le district de Lalangina. A l’ordre du jour, le projet de Statut particulier des administrateurs civils. La cérémonie d’ouverture de l’Assemblée générale du Synad vendredi a été honorée par la […]

Tsipy kanetibe – «Mondial 2024»: ekipam-pirenena no mandeha fa tsy klioba tompondaka

Miova manomboka izao ny fiatrehana ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany amin’ny taranja tsipy kanetibe. Tsy izay klioba mahazo ny fifaninanam-pirenena fa hanaovana fifantenana ny miatrika izany. Nambaran’Andrianirina Adrien Julio Edouard, fi­lo­han’ny federation sport boules malagasy (FSBM), ny sabotsy lasa teo, teny Tan­jom­ba­to, fa nankatoavin’ireo filohana ligim-paritra 100%, ny tetikasa […]

Tompon’antoka ny vadiny: ramatoa maty nokendaina lambahoany

Sady mpampirafy no mpamono olona! Nosamborin’ny zandary ny lehilahy iray nanakenda ny vadiny tamin’ny lambahoany. Niray tsikombakomba tamin-drangahy ny vadikeliny. Voasambotry ny zandary ny faran’ny herinandro lasa teo ny raim-pianakaviana iray, tany Miantsoa­rivo, distrikan’Arivonimamo. Voampanga ho namono nahafaty ny vadiny izy sy ny vadikeliny. « Efa niaiky ny helony izy […]