Goûter au plaisir de l’évasion…
Other News
IDEES EN GOGUETTE (Alliance92) 2024-07-31
“1st Mobil Rally of Boeny” : mirefy 131, 400 km ny dingana manokana
Hotanterahina any Boeny, ny 15 hatramin’ny 17 aogositra ho avy izao, ny “1st Mobil Rally of Boeny”. Dingana fahatelo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara. Nambaran’ny Team Gojanga, mpikarakara tamin’ny fihaonany tamin’ny mpanao gazety natao omaly, teny Ankorondrano, fa miisa 14 ny dingana manokana “ES” amin’ity izay mirefy 131, 400 […]
SOMBIM-BAOVAO
Hiditra amin’ny andro fahefatra ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara «Top 20», taranja rugby. Lalao efatra no voalahatra hatao etsy amin’ny kianja Malacam Antanimena. Crai hifandona amin’ny Asa Ambohimanarina. XV Beravina Itaosy hifanazava amin’ny CEA. SCB hifampitana amin’ny FTAM ary ny FBM hidona amin’ny 3FAI. Hotanterahina etsy amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano, […]
Fifanintsanana “Can 2025” : Any Maroc ny lalaon’ ny Barea sy i Tunisie
Raha tsy misy ny fiovana, hotanterahina ny alakamisy 5 septambra ho avy izao ny lalao hifanandrinan’ny Barea de Madagascar sy i Tunisie ho an’ny vondrona “A”, eo amin’ny fiadian-toerana ho an’ny “Can 2025”, hatao any Maroc. Fihaonana mandroso, tafiditra eo amin’ny andro voalohany ho an’ny fifanintsanana isam-bondrona. Araka ny angom-baovao, […]






