Other News

“Festival Sômaroho” andiany faha-11: vahiny andrasana ry Lucky Dube Group sy Jungeli

Tarika vahiny roa farafahakeliny no handray anjara amin’ny “Festival Sômaroho” any Nosy Be, amin’ity. Ry Jungeli sy ry Lucky Dube Group no nantsoin’i Wawa amin’ity, hanampy ireo tarika malagasy kalaza. «Tsy maintsy misy mpa­nakanto vahiny man­dray anjara amin’ny Sômaroho. Efa nahazatra sy napetraka hatramin’izay koa ny fifanakalozana ara-javakanto amin’ireo vahiny», […]

Cinef andiany fahavalo: handray anjara i Felana Rajaonarivelo

Tanterahina ny 19 hatramin’ny 24 aogositra 2024, ao amin’ny Palais du Peuple Kin­shasa, RD Congo, ny « Festival du Cinéma Feminin » (Cinef), andiany fahavalo. Hetsika natao hanandratana ny horonantsary vokarina vehivavy sy ny mpanatontosa vehivavy izy ity. Fifaninanana, atrikasa, velakevitra ary fifampizarana traikefa sy fahaiza-manao, eo amin’ireo mpandray anjara amin’ny hetsika […]

Seho ankalamanjana: Tia manatsara fitaovana ny mpihiragasy

Saika isan-taona, misy fitaovana na ampahana fi­taovana misolo eo amin’ny tarika mpihira gasy. « Ani­san’ny zava-dehibe ho an’ny mpihiragasy ny hatsaran’ny fitaovana am­piasainy eny an-kianja, hany ka milofo fa­tratra amin’izany ry zareo », hoy i Dadafara Rami­lison (Dadafara LT Prod.). Raha ny fanazavany, fanomezan-danja sy hasina ny kanto ataony (hiragasy) sy ny […]

Filaharan’ny Fifa: nilatsaka ho faha-105 i Madagasikara

Nivoaka omaly, tao anaty tambajotran-tseraseran’ny Fifa, ny filaharan’ireo firenena rehetra, amin’ny taranja baolina kitra. Nilatsaka laharana iray, faha-105 i Madagasikara, raha toa ka faha-104 ny Malagasy teo aloha. Ny fifanintsanana eoropeanina “Euro 2024” sy ny amerikanina “Copa 2024”, no nanova ity filaharana ity. I Mozambika no mandimby ny toeran’ny Malagasy. […]