Other News

Elgeco Plus – Amboaran’ny Caf : hatao any Angola ny lalao mandroso sy miverina

Tsy mankany Maurice indray ny ekipan’ny Elgeco Plus, solontenan’ny Malagasy amin’ny fiadiana ny amboaran’ny Kaonfederasiona afrikanin’ny baolina kitra (CCaf). Any Angola izy ireo no hanao ny lalao roa. Tsy raikitra ny tany Maurice. Nilaza ny loharanom-baovao iray avy eo anivon’ny klioba Elgeco Plus de Madagascar fa any Angola no hanao […]

“Fier-Mada andiany faha-25”: Antoka ho an’ny fampandrosoana ny famokarana

Fotoan-dehibe iray mampivondrona ny mpisehatra rehetra eo amin’ny lalam-pihariana fambolena sy fiompiana ary ny famokarana avy amin’ny faritra manerana ny Nosy ny hetsika “Foire internationale de l’economie rurale de Madagascar” (Fier-Mada), andiany faha-25, atao eny amin’ny Kianja Maki Andoha­ta­penaka. Hotonto­saina ny 7 ka hatramin’ny 11 aogositra izao ny hetsika. Samy […]

Orinasa Odof : Haranty any Zimbabwe ny vokatra

Tanterahina mandritra ny herinandro, nanomboka ny 28 jolay ka hatramin’ny 02 aogositra, any Harare Zimbabwe, ny tsena isan-taona ho an’ny indostria (Semaine annuelle de l’industrialisation) andiany faha-7 ho an’ireo firenena mpikambana eo anivon’ny Sadc. Haranty any an-toerana mandritra io fotoana io ny vokatry ny orinasa « One District One Factory », Odof, […]

Fampandrosoana: mila apetraka ny politika maharitra ho an’ny indostria

Sehatra iray mampihodina ny toekaren’i Madagasikara ny indostria ka mila tohanana sy jerena manokana. Sehatra iray anisan’ny mampiroborobo ny toekarena eto Madagasi­kara ny indostria ka tokony to­hanana sy omen-danja. « Mila apetraky ny fanjakana ny politika famokarana sy fifaninana eo amin’ireo samy mpamokatra hampiroboroboana ny in­dostria eto amintsika », hoy ny Sendikan’ny […]