Miroso tsikelikely ny fametrahana iraisana sy ny fampifanarahana amin’ny lalàna ny fandraisana andraikitry ny orinasa tsy miankina eo amin’ny fiarahamonina (RSE). Natao ny 26 jolay teo ny atrikasa fankatoavana ny Paikady nasionaly mahakasika ny fandraisana andraikitry ny orinasa amin’ny lafiny sosialy sy ny tontolo iainana (SNRSE). Fivoriana niarahan’ny minisiteran’ny Tontolo […]
Other News
Fizahantany: « Festival des baleines » any Sainte-Marie
Hatao ny 11 hatramin’ny 18 aogositra 2024 ho avy izao, any Sainte Marie, ny hetsika lehibe, “Festival des Baleines”. Miaraka mikarakara azy ny minisiteran’ny Fizahantany sy ny asa tanana, tohanan’ny Telma sy ny banky BNI. Nambaran’ny tale kabinetran’ny minisitera MTA, Rasoanaivo Diana, fa « ao anatin’ny fialantsasatra lehibe sady fahatongavan’ny […]
Vavatenina: nakatona ny fitrandrahana volamena
Olon-tsotra no nitrandraka volamena tsy ara-dalàna tanaty renirano any Vavatenina. Mampiasa fitaovana avo lenta mihitsy izy ireo amin’izany. Nitaraina ny ben’ny Tanànan’i Vavatenina fa misy ny fitrandrahana volamena tsy ara-dalàna ataon’ny olon-tsotra ao amin’ny renirano Sahavatoina. Tonga tany Mananonoka, kaominina sady distrika Vavatenina ny iraka avy amin’ny minisiteran’ny Harena an-kibon’ […]
“Manala azy Tanora zokiny” : fotoana faharoa homen’ny tarika Olombelo Ricky
Roa isan-taona ilay fotoan-dehibe. Efa tontosa ny voalohany, ny “Manala azy vita bacc”. Ho avy kosa ny “Manala azy Tanora zokiny”, ho famaliana ny fangatahan’ny mpankafy maro. 33 taona ny nisian’ny “Manala azy vita bacc” an’ny Olombelo Ricky. Izy no namorona ny hetsika sy ny anarana, na dia maro mpampiasa […]
Seha-pihariana: mirona amin’ny fanaovana lambiky avokoa ny tantsaha
Mahasarika tantsaha maro ny fikirakirana ny ravin-jirofo hivadika ho lohamenaka amin’ny faritra maro eto amin’ny Nosy. Noho ny tsy fisian-drano eny an-tanimbary sy ny halafosan’ny vidin’ny lohamenaka ny anton’izany. Tsy afa-miala amin’ny fiharian’ny tantsaha ny jirofo sy ny mombamomba azy. Ampiasain’izy ireo avokoa hatramin’ny voany, ny raviny, ny tahony ary […]






