« Tsy mahagaga… Ny dadabeany efa mpitendry zavamaneno »! Tsy voatery ho izay anefa. « Manan-talenta avokoa ny olona tsirairay ». Mety ho marina avokoa ireo, saingy, ny lovan-talenta tsy voatery hifanitsy! Ifandovana ny talenta raha ny filazan’ny mpikaroka momba izany. Ho an’ny Malagasy manokana, lova voajanahary io, saingy, tsy voatery hipoitra avy hatrany […]
Other News
FANTINA sy FINTINA
Efa miomana amin’ny handraisana ireo ben’ ny Tanàna, ho voafidy amin’ny novambra, ny eo anivon’ ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany. Nivory tetsy Anosy ho fanomanana ny fitaovana sy ny torolalana ho azy ireo ny eo anivon’ny INDDL. Eo ny teti-bola fandaharanasa, ny kaontim-pitantanana, ny fanetsehana ny vola […]
Raveloson Constant : “Ahina ho any amin’ny jadona isika”
Nitondra ny heviny manoloana ny raharaham-pirenena ny mpamakafaka politika, Raveloson Constant. Nambarany fa miketrika sy mitady ny fomba rehetra hifehezany ny fahefany ny mpitondra amin’izao fotoana izao. “Mahery lanja ny fitiavana hiroso amin’izany nefa jadona izany”, hoy izy. Notanisainy amin’izany ny tsy fihainoan’ny mpitondra ny mpiara-miombon’antoka hatramin’ny taona 2018 no […]
Tsy miankina… tsy fiankina
Mahabe adihevitra amin’izao ny toeran’ny tsy miankina eny amin’ny Antenimierampirenena? Eny, na mazava izao aza fa misy ny fahazoana maro anisa feno sy tanteraka. Mby amin’ny filazan’ny mpandinika iray izay hoe na ho any amin’ny fanoherana aza izy ireo, tsy hanova inona firy. Raha tsy hoe hiandany any amin’ny […]
Antenimierampirenena : mivoaka tsikelikely ny anaran’ izay ho filoha ao Tsimbazaza
Mandeha ny kajikajy! Efa miparitaka ny anaran’izay ho filohan’ny Antenimerampirenena. Toraka izany, ny handrafitra ny birao maharitra sy ny filoham-baomiera. Hivory manokana ny talata 9 jolay izao, araka ny voalazan’ny lalàna, ny Antenimierampirenena. Hiatrika izany ireo depiote miisa 163, vao nofidiana ny 29 mey lasa teo. Vaindohan-draharahan’izy ireo ny fifidianana […]






