Other News

Judo – Lalao Olympika: ofisialy ny fandraisana anjaran’i Laura

Nanambara tao amin’ny tambajotran-tseraserany, omaly, ilay mpanao judo malagasy, Rasoanaivo Laura, fa anisan’ireo mpifaninana hiatrika ny lalao Olympika “JO 2024” hatao any Paris France, afaka iray volana. Tsy maintsy niandry ny lisitra navoakan’ny Federasiona iraisam-pirenena ny amin’ireo atleta tafita amin’izany ny tenany. Izay izany vao ofisialy ny fandraisany anjara amin’ity […]

Baolina kitra – «Euro 2024»: sahirana vao tafita amin’ny 1/8 i France

Ambivitra vao tafakatra amin’ny dingana ampahavalon-dalana i France, eo amin’ ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, taranja baolina «Euro 2024». Fifaninanana tanterahina any Allemagne. Ny talata lasa teo, nisaraka ady sahala, 1 sy 1, tamin’i Po­logne, teo amin’ny andro fahatelo sady farany amin’ny fifanintsanana isam-bondrona ry zareo. Baolina tokana, tafiditr’i […]

Rugby – «Africa Men sevens 2024»: i Kenya no mety ho sakana ho an’ny Makis de Madagascar

Hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja rugby lalaovina olona 7, ny Makis de Madagascar, sokajy Senior, lehilahy. Ao amin’ny vondrona “A”no misy an’i Madagasikara, miara-dalana amin’i Kenya. Hanomboka amin’ny sa­botsy 29 jona ho avy izao, ao amin’ny Kianja Lambourdonnais Stadium, ao Port Louis Maurice, ny fiadiana ny ho […]