Other News

La Maison Du Vita Malagasy: la Maison Du Vita Malagasy

Mampahafantatra sy manandratra avo ny sakafo malagasy ny tolotra omen’ny Table d’hôte ny La Maison du Vita malagasy amin’ny alalan’ireo fahaiza-manao sy ny fampiasany ireo vokatra natoraly misy eto amintsika. Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny zoma teo, etsy Ampahibe Ambo­hi­dahy, ny table d’hôte ny La Mai­son du Vita malagasy. Tranom-pisakafoana […]

Angovo azo avy amin’ny rano: hanampy antsika i Indonezia

Anisan’ny voafidy hananganana tobim-pamokarana herinaratra avy amin’ny rano, iarahana amin-dry zareo indoneziana, ny kaominina Ivony, distrika Ambositra, faritra Amoron’i Mania. Tanteraka izany vokatry ny fiaraha-miasa amin’ny telo tonta, Madagasi­kara, ny South-South and Trian­gular Cooperation in Decen­tra­lised Renewable Energy (SSTC DRE -Indo­nezia) ary tohanan’ny Fiaraha-miasa alema GIZ-Perer. Hatao sonia amin’ny 1 […]

Fiarovana ny tontolo iainana: maro ny andraikitry iantsorohan’ny mpianala

Androm-pirenena ho an’ny mpianala omaly 24 jona. Tsy mbola ampy ny isan’izy ireo, raha oharina amin’ny velaran’ny ala eto amintsika, araka ny fenitra iraisam-pirenena. Misy karazany roa ny mpianala. Voalohany, ny injenie­ran’ny rano sy ny ala, miofana eny amin’ny Sekoly ambony momba ny siansan’ny fambolena Ankatso, misahana ny fandrindrana sy […]

FJKM Amparibe Famonjena – RFF: hiaraka hihira amin’ i Henri Ratsimbazafy

Anisan’ny mampiavaka ny RFF Amparibe Famonjena ny fanatanterahana hetsika ho an’ny tanindrazana sy ny ankizy hanala fanadinanna. Ho an’ity taona 2024 ity, hiaka-tsehatra ihany koa i Henri Ratsimbazafy! Hotanterahina, anio talata 25 jona, etsy amin’ny FJKM Amparibe Famo­njena, manomboka amin’ny 5 ora sy sasany hariva ilay hetsika lehibe, vavaka ho […]