Other News

Ambohimanga Rova: mpiambina maty nodarohana tamin’ny biriky

Nofatoran’ny telo lahy sady novelesina tamin’ny biriky ny mpiambina tanàna misy fiompiana kisoa, maty tsy tra-drano, tao amin’ny fokontany Ambohitrandriamanjaka, kaominina Ambohimanga Rova. Nofatoran’ny telo lahy sady novelesina tamin’ny biriky ny mpiambina tanàna misy fiompiana kisoa, maty tsy tra-drano, tao amin’ ny fokontany Ambohitrandria­manjaka, kaominina Ambohi­manga Rova. Hita faty tao […]

KORONTANA AMIN’NY 26 JONA: mampitandrina izay mikasa ny hanakorontana ny Emmo-Nat

Mazava ny toromarika ! Fety tsy misy korontana manerana ny Nosy. Hentitra ny Emmo-Nat, mampitandrina izay mikasa ny hanakorontana. Fankalazana amim-pirahalahiana sy milamina no andrasan’ny mpikarakara amin’ny fankalazana ny fetin’ny Fahaleovantena, ra­hampitso, etsy Mahamasina sy ireo distrika eny anivon’ny faritra. Miisa 3 077 ny mpitandro filaminana hahetsika amin’ny fiarovana ny toerana. […]