Hamafisina ny fiaraha-miasan’i Madagasikara sy i Sina. Natao sonia, omaly, ny fifanarahana mahakasika ny hanapariahana ny vary safiotra eto amintsika. Mifanaraka amin’ny toetr’andro sy ny toe-tany eto Madagasikara ny vary safiotra. Efa voaporofo ara-teknika sady nisy andrana natao, niarahana tamin’ny sinoa teknisianina. Anisan’ny misehatra amin’ ny famokarana azy ny vondrona […]
Other News
“Mioty Fanahy” : Boky itambaran’i Zo-Maminirina sy Mampandriniaina Manitra
Tononkalo voafantina, sanganasan’ny mpanoratra roa manana ny maha izy azy, no mandrafitra ny “Mioty Fanahy”. Arahina velakevitra ny famoahana izany, rahampitso. «Ny asa soratra: Mioty Fanahy». Io no lohahevitra iompanan’ny velakevitra homanin’ny Faribolana Sandratra, hotontosaina rahampitso alarobia 10 jolay, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany, etsy amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy. Hitarika […]
FANTINA sy FINTINA
Hotsaraina anio ny fangatahan’ny depiote Mahavitara Sylvestre fahafahana vonjimaika (LP). Nidina an-dalambe ireo mponina any Vangaindrano, nitaky ny hamoahana azy am-ponja sy ny handraisany ny asa maha depiote azy. Tsiahivina fa eny Antanimora, nanomboka ny avrily teo izy, raha ny 6 jona kosa ny didy : Sazy mihatra 5 taona sy tsy […]
praiminisitra Ntsay Chistian : mitarika ny delegasionina malagasy any Chine
Tanterahina anio sy rahampitso, any Guangzhou Chine, ny fihaonambe fahadimy momba ny fiaraha-miasa eo amin’i Chine sy Afrika mahakasika ny fitsinjaram-pahefana sy ny fampandraisana anjara ny vondrom-bahoakam-paritra itsinjaram-pahefana. Anisan’ ny hiatrika izany i Madagasikara, ary ny praiminisitra lehiben’ny governemanta, Ntsay Christian, no hitarika ny delegasionina malagasy ao anatin’ izany. “Ny […]
Vola vao seza?
Hanomboka anio ny fivoriana manokana iarahan’ny solombavambahoaka vaovao rehetra eny Tsimbazaza. Manimanitra olom-baovao ny eny an-dapa na dia ho maro anisa aza ny tonta navadibadika. Iaraha-mahalala rahateo ny fifandanjan-kery vaovao taorian’ny fifidianana. Mifanentanentana eo ny mpanohana fitondrana sy ny mpanohitra miampy ny tsy miankina. Tsy afaka mbola mitompo teny […]






