Other News

“Telma Coupe 2024” : mbola baraingo ny klioba handeha any Afrika

Hotanterahina rahampitso, eny amin’ny kianja Elgeco Plus By-pass, ny famaranana ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara. Hiady izany ny Elgeco Plus Analamanga sy ny CFFA Andoharanofotsy. Mialoha izany anefa, miantso ny tomponandraikitry ny fifaninanana eo anivon’ny Federa­siona malagasy, FMF, ny filohan’ny klioba CFFA, Rakoto­arimanana Henintsoa na i Tôta, omaly, mba hanome […]

Moto – “Slalom scooter”: hiditra amin’ny dingana fahadimy

Hotanterahina rahampitso, eny amin’ny grand parking CCI Ivato, ny dingana fahadimy, fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, “Slalom scooter 2024”, taranja Moto. Hafana tanteraka ny fifaninanana eny an-toerana, indrindra ho an’ireo mpilalao fiara kodiarandroa. Tsara marihina fa ny klioba Thunder Racing Scoot (TRS), no mikarakara ny hetsika amin’izany. Hifanintsana eny an-toerana […]

Rugby – “Can” vehivavy : nangalana 150 tapitrisa Ar ny volan’ny Malagasy Rugby

Naneho ny alahelony tamin’ny vola nomena azy ny Malagasy rugby, tamin’ny fikarakarana ny fandraisana ny “Can”, sokajy vehivavy, natao teto Madagasikara. Nanesorana fa tsy araka ny lany izany, hoy Rakotomalala Marc Nivoaka omaly ny volan’ny Malagasy Rugby, tamin’ny fikarakarana ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika “Can 2024”, sokajy vehivavy, natao […]

Tarika Telofangady : hira 30 no alahatra rahampitso

“Hiran’ny tarika manontolo, tsy misy fangarony, no alahatray”. Io no nambaran-dRahaja, lehiben’ny tarika Telofangady. Mahakasika ilay fampisehoana “Gasikarako”, izay hotontosain’ izy ireo etsy amin’ny Ivokolo Analakely, rahampitso 7 jolay manomboka amin’ny 3 ora tolakandro. Hira manodidina ny 30 isa eo izy ireo, izay misy vaovao sy ireo nampalaza ny Telofangady […]

Rovan’i Madagasikara : mitombo ny fampahalalana an-dRanavalona III

Anisan’ny zava-dehibe sy tokony ho laharam-pahamehana ho an’ny taranaka ny fahafantarana ny tantarany. Tokony ho hataon’ny tomponandraikitra lohalaharana ihany koa ny fampahafantarana izany. Notanterahina omaly, te­ny amin’ny Rovan’i Ma­da­gasikara, ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny efitrano fampirantiana entina mampahafantatra misimisy kokoa ny mpanjaka Ranava­lona III. Niatrika izany ny minisitry ny […]