Other News

Samy amin’ny adiny

  Andaniny, nangingina ny mpanao politika tao anatin’ny andro vitsy izay. Samy maka saina sy mikononkonona ny paikadiny manokana mialoha ny vokatry ny HCC. Na ireo avo feo sy ny tsy manaiky resy mora foana aza efa samy nanakombom-bava. Ny fifampiangana madinidinika sy ny fifampihantsiana ankolaka no mandeha any ambadika […]

KMF/Cnoe : “Aoka hamoaka ny voka-pifidianana an-kalalahana ny HCC”

“Miantso hatrany ny HCC ny Fikambanana mba hamoaka ny voka-pifidianana an-kalalahana, araka ny tena marina sy ny lalàna”, hoy ny fanambaran’ny KMF/Cnoe novakin’ny filoha nasionaliny, i Namearison Robert, teny Antanimena, omaly, am-piandrasana ny voka-pifidianana ofisialy. Aoka ireo tsy miankina mba hanaja ny safidin’ny olom-pirenena nifidy azy, ka tsy hiandany amin’ny […]

TSELATRA

Naiditra eny amin’ny fonjan’Antanimora ilay lehilahy sy ny sakaizany rehefa nangalatra telefaonina an’ny mpanala fanadinana tao amin’ny sekoly St Michel Itaosy, omaly. Ankizy nanao fanadinana fanatanjahantena bakalorea no tompon’ny entana nangalarin’izy roa ireo, ny alatsinainy 17 jona teo. Olona roa voasambotra hatreto momba ny fahitana ny fatin’ny mpitsara iray misahana […]

Distrikan’Andilamena : dahalo mpaka an-keriny maty voatifitra

Lavon’ny balan’ny zandary i Gadoko, dahalo raindahiny amin’ny fakana an-keriny sy fanafihana mitam-piadiana ao Bemaitso, fokontany Amba­tolampy, distrika Andilamena, ny alin’ny alarobia hifoha omaly alakamisy. Nokarohina hatry ny ela, naharay loharanom-baovao ny zandary miasa ao an-toerana fa mi­haodihaody tsy lavitra ny distrika io dahalo io sy ny mpiara-manao asa ratsy […]

Toamasina: nidiran’ny jiolahy ny tranon’ny filohan’ny AJT

Nidiran’ny roa lahy antsokosoko ny trano fonenan’ny filohan’ny Fikambanana mpanao gazety ao Toamasina (AJT), tao amin’ny fokontany Analakininina, Hopitaly Be, parisela 12/21-22, ny alin’ny talata hifoha ny alarobia 19 jona teo. Namita iraka ivelan’i Toamasina ny filohan’ny fikambanana ka tsy tao an-tranony. Finday maromaro an’ny vady aman-janak’ilay mpanao gazety lasibatra sy […]