Raha tsy misy ny fiovana farany, hanainga hihazo an’i Frantsa amin’ny sabotsy 22 jona ho avy izao ny ekipam-pirenena malagasy, taranja tsipy kanetibe, hiatrika ny “Masters 2024” sy ny “Estival”. Miandry ny fotoana ao amin’ny masoivoho frantsay sy ny fivoahan’ny fahazoan-dalana “visa” ireo mpilalao, ankehitriny. Mandra-piandry izany, manohy ny fanazaran-tenany […]
Other News
Euro 2024 : famaranana kely ny an’i Italie sy i Espagne
Hanamarika ny andro faharoa, hiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, taranja baolina kitra «Euro 2024», tanterahina any Allemagne ity ny lalao anio. Fihaonana, ho an’ny sokajy «B», hifanandrinan’i Italie sy i Espagne. Hiendrika famaranana kely mialohan’ny fotoana izany, satria ekipa roa samy manana isa 3. Ankoatra izay, hikatroka i Slovenie sy […]
Baolina kitra : marisarisa ny fifandraisan’ ny FMF sy ny ligin’Analamanga
Toa mifandraika amin’ny toetr’andro amin’izao fotoana izao, ny fifandraisana eo amin’ny ligin’Analamanga sy ny federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF). Efa miseho tsikelikely fa misy ady manara eo amin’ny roa tonta. Tsy miady tsy miady fa ny kibay an-kelika ihany. Izay no azo ilazana ny fiarahamonina eo amin’ny ligin’Analamanga sy ny […]
Profesora Ange Andrianarisoa: « Fanarahan-dalàna no antoky ny rehetra »
“Aoka samy hanaraka sy hanaja ny lalàna ka raha misy ny olona tsy manara-dalàna sy ny lalàna voadika dia aoka hihatra ny lalàna mifanaraka amin’izay”, hoy ny Profesora Ange Andrianarisoa. Mandeha ny resaka manoloana ny filazana ny fisian’ny tsy fanarahan-dalàna maro samihafa, nandritra ny zotram-pifidianana solombavambahoaka. Araka ny nambaran’ity Profesora […]
Atrikasan’ny minisiteran’ny Fitsarana: hahena ny fotoana ihazonana am-ponja ny zaza
Manatanteraka atrikasa ho fanatsarana ny fomba fiasa anatina fifanakalozan-kevitra ireo mpitsara misahana ny fitsarana ny ankizy tsy ampy taona. Nivoitra tamin’izany ny hampitoviana ny fampiharana ny lalàna mihatra amin’ireo zaza tsy ampy taona. Na ireo nanao heloka na niharam-boina izany. Hiara-mijery koa ny fampiharana ireo fifanarahana iraisam-pirenena nankatoavin’i Madagasikara sady […]






