Tontosaina ao amin’ny faritra Sava, manomboka androany ka hatramin’ny alahady izao, ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny faritra (Journée internationale des Régions) andiany fahasivy. Hetsika ara-toekarena entina hampiroboroboana ny tontolon’ny fandraharahana, ny famokarana ary ny fihariana any amin’ny faritra. Lohahevitry ny fankalazana amin’ity ny hoe « Faritra Sava, manana otrikarena manan-danja: […]
Other News
VAOVAO TAMBATRA
Miisa dimy ireo orinasa ODOF mampiranty ny vokany eny amin’ny Canal Olympia Andohatapenaka, mandritra ny hetsika Salon international des acteurs économiques (SIAE) andiany fahatelo. Ao anatin’izany ny orinasa Ampalia izay manodina ny paoma avy any Antsirabe ho lasa Cidre. Eo ihany koa ny huilerie d’Anjozorobe mamokatra menaka avy amin’ny voanjo […]
Angovo avy amin’ny masoandro: hanohana an’i Madagasikara ny ISA
Natao ny 5 jona 2024 teo, ny atrikasa mahakasika tetikasa tohanan’ny Fikambanana iraisam-pirenena momba ny angovo azo havaozina (ISA), natrehin’ny minisitry ny Angovo sy ny akoranafo (MEH), Olivier Jean Baptiste. Nitarika ny delegasion’ny ISA, ny Dr Barakat Ahmed, lehiben’ny fandaharanasa ho an’i Afrika, niaraka tamin’i Sudhanshu Mishra, manam-pahaizana amin’ny fitsinjarana […]
TARATRY ny KANTO
Farakely etsy amin’ny Chez Pitou Behoririka. Tsikaritra tato ho ato fa nisesy isan-kerinandro ny “cabaret” tao amin’ity toerana ity, taorian’i Lati, hanafana ny fotoana anio alina indray i Farakely sy ny mpitendriny. Hitondra ireo sanganasany be mpankafy, fa hanolotra ihany koa ireo hirana mpanakanto hafa izay ankafiziny i Farakely. Ry […]
Mpilalao tantara amin’ny radio: hiaka-tsehatra eto Antananarivo ny Iray Fy’Art
Hiaka-tsehatra eto Antananarivo ireo mpilalao tantara amin’ny onjam-peo, Iray Fy’Art. Hotanterahina etsy amin’ny salle d’œuvre, Ekar Trinite Masina, Mangasoavina izany, ny sabotsy 8 jona izao, iarahana amin’ny Sefada – FET. Hitohy ny alahady 9 jona etsy amin’ny salle d’œuvre, Ekar St Etienne Ambanidia izany. Karakarain’ny FET, Ekar Notre Dame de […]






