Tamin’ny ankapobeny, nizotra sy nilamina saika nanerana an’i Madagasikara ny fanatanterahana fifidianana solombavambahoaka omaly. Na izany aza, nisy ihany ny tsy fahatomombanana tamina birao fandatsaham-bato sasany. Santionany ihany… Anisan’izany, ohatra, ny teny Andranoro Ambohibao, kaominina Antehiroka, nisy ny bokim-pifidianana izay nosoniavin’ny olona tonga nifidy maraina. Nefa rehefa tamin’ny 10 ora […]
Other News
TI-IM : “Mbola misy fitanilana”
“Na vitsy aza ny toerana sy ny antoko politika ary ny kandidà narahi-maso, mbola mitovy amin’ny teo aloha ihany ireo singa manamarika ny fampielezan-kevitra. Misy ny fizarana vola etsy sy eroa, ny tsy fanarahan-dalàna samihafa, ny tsy fanajana ny zon’olombelona… ” Io ny fanazavan’ny tale mpanatanteraky ny Transparency International-Iniative Madagascar […]
Ceni : “Tsy ekena ny hosoka”
“Tsy mitazam-potsiny ny Ceni fa aza matahotra. Tsy maintsy atao ny fanadihadiana fa sarotra ny tonga dia hanenjika olona. Tsy mitazam-potsiny izahay, ary tsy manaiky ny hosoka atao amin’ny fifidianana. Mahazo matoky ianareo”. Io ny hafatry ny filohan’ny Ceni, Andrianarisedo Dama Arsène, teny Alarobia, afakomaly, manoloana ny hoe ny fisian’ny […]
Fifidianana solombavahoaka: mipetraka hatrany ny fifandanjan-kery
Nipetraka hatrany ny lojika, ireo voasokajy ho kandida henjana no mitazona ny laharana voalohany amin’ny latsa-bato natao, omaly. Mbola matanjaka ny mpanohana fitondrana sy ny avy amin’ny vovonan’ny mpanohitra. Manoloana ny taham-pahavitrihan’ny mpifidy. Ireo kandidà nilatsaka hofidina avy amin’ny antoko na vovonana voasokajy ho lehibe hatrany no nahazo vato betsaka, […]
TARATRY ny KANTO
Atrikasa gitara klasika, etsy amin’ny IKM Antsahavola. Hotontosaina ny zoma 31 mey izao manomboka amin’ny 3 ora tolakandro, iarahana amin’i Richard Claude Rabemalanto. Mpampianatra gitara klasika fanta-daza, efa nampianatra an-taonany maro tany Frantsa izy. Vonona hizara maimaimpoana ny traikefany ho an’ireo liana ity mpampianatra mpanakanto ity. Vita ny “Fetin’ny Reny”. […]






