Miisa 40 ny orinasa vonona hiditra ao anatin’ny tetikasa Fier, hanohanana ara-bola amin’ny angovo maharitra. Tanjona ny hampiakatra avo 2 heny ny herinaratra vokarina eto amintsika, hatrany amin’ny 80 000 fanampiny. Manohana ny fanjakana manatanteraka ny Fier ny Pnud, ny Onudi ary ny UNCDF. Miisa 38 mianadahy ireo niofana mahakasika […]
Other News
Fizahantany : hampahafantarina i Nosy Be sy Antananarivo
Miara-miombon’antoka ny trano fiantranoana, Hotel Radisson Blu, sy ny Ravinala Airports, mitantana ny seranam-piaramanidina Antananarivo sy Nosy Be. Manohana azy ireo ny minisiteran’ny Fizahantany sy ny asa tanana sy ny Ofisim-pirenena misahana ny fizahantany eto Madagasikara (ONTM). Misy ny hetsika “Influencers trip” amin’ny tambajotra sosialy, hampahafantarana maneran-tany an’ireo toeram-pizahan-tany voalaza […]
Rotary Vovonana : fanabeazana ara-tontolo iainana
Nanatona ny Rotary Antananarivo Vovonana (RCA) ny fikambanana Malagasy Brand Communication (MBC), hanampiana ny mpianatra ao amin’ny kolejy Md François de Sales Imerintsiadino Masindray. Nilaza i Nisa Rambel, mpandrindra ny MBC, fa voakasik’izany ny fanabeazana ara-tontolo iainana, ny fampiroboroboana ny fanatanjahantena ary ny fanabeazana ny ankizy. Natolotra ny sabotsy 25 […]
« Autoroute Toamasina » : mandroso ny fanamboarana ny arabe migodana
Tsy re tsaika, mandroso ny fanamboarana ny arabe migodana (autoroute) mampitohy an’Antananarivo sy Toamasina. Mitotaly 250 km ity lalana ity, ary efa miroso amin’ny ampahany voalohany, mirefy 80 km, ny asa. Miainga eny Talata Volonondry ny arabe migodana hatrany Toamasina. Manatanteraka ny asa ny orinasa egyptianina Samcrete. Orinasa iray amin’ireo […]
Tsipy kanetibe : fantatra ireo hanao ny «Masters 2024»
Tontosa ny alakamisy 23 sy ny zoma 24 mey lasa teo, tany Antsirabe, ny fifantenana ireo mpilalao tsipy kanetibe hiatrika ny «Masters 2024» any Frantsa. Voafantina amin’izany, Rafanomezantsoa Andriamahazo Haja (Ny Havana) sy Andrianjaka Jean Michel (Tselonina) ary Ramanantiary Faralahy Urbain Joseph (Baloty), miampy an-dRazafimahatratra Herilantosoa. Mpilalao efa fantatra avokoa […]






