Other News

TARATRY ny KANTO

Hiverina indray ny ady hiragasy, etsy amin’ny Kianjan’ny hiragasy Ampefiloha. Hifandona, rahampitso, ry Fredy Kely avy eny Imerintsiatosika sy ry Rapaulson avy any Fenoarivo Gara. Manomboka amin’ny 10 ora maraina ny fidirana voalohany, haharitra mandra-paharivan’ny andro izany. 27 marsa ka hatramin’ny 31 marsa. Hanamarika ny Taombaovao Malagasy eny Ambohidratrimo ny Malagasy […]

« Duo de choc » : Folo taona nizarana ny « mozikan’ny fo » i Yvon Paul

Razakarivony Yvon Paul, fantatr’ireo mpankafy ny kanto an-kira sy mozika amin’ny hoe Yvon Paul. Mandia ny faha-10 taona nikirakirany mozika amin’ity taona 2025 ity. Mpana­kanto miezaka hatrany ny manome lanja ny tononkira sy ny fandrindrana izany mba hahafeno ny famaritana ny kanto. 10 taona nizarana ny « mozikan’ny fo » izay azo […]

« Madagascar Film Festival »: Dimy andro ho an’ny sarimihetsika

Anisan’ny hetsika lehibe andrasan’ny mpisehatra amin’ny tontolon’ny sarimihetsika izy ity. “Madagascar Film Festival – ISSM Awards 2024”, izay hotontosaina mandritra ny dimy andro, hanomboka ny 26 marsa izao. Saika ao amin’ny Havoria Anosy avokoa ny hetsika, ka hisy ny fandefasana horonantsary hifaninana isaky ny sokajy ny 27 sy 28 marsa […]

FANTINA sy FINTINA

Manentana hatrany ny eo anivon’ny Ceni. Efa tonga eny anivon’ny fokontany ny lisitry ny mpifidy nofaranana ny 28 febroary teo. “Entanina isika olom-pirenena rehetra hanamarina ny mombamomba antsika rehetra. Mbola manana 20 andro isika hanaovana izany. Aza hadinoina anefa ny karapanondro”, hoy ny Ceni. Laharam-pahamehana ny fanamafisana ny andraikitry ny […]