Sakana ho an’ny fiakaran’ny vokatra sy ny fandrosoana eny amin’ny tontolo ambanivohitra ny haratsian’ny lalana. Mampihena ny fidiram-bolan’ny tantsaha izany no mampahazo vahana ny fahantrana koa. Mampijaly ! Ratsy sy simba avokoa ny ankamaroan’ny lalana eto Madagasikara. Anisan’ny mampitontongana ny tontolon’ny famokarana eny amin’ny tontolo ambanivohitra izany. Vokany, mihena ny […]
Other News
TARATRY ny KANTO
La Teinturerie – Mafonja sy i Silo. Fampiarahana talenta naharitra tokoa ny azy roa lahy. Be mpankafy ary manan-kozaraina hatrany ireto mpanakanto ireto. Manome fotoana « ao an-tokotaniny », etsy amin’ny La Teinturerie Ampasanimalo ry zalahy, anio, manomboka amin’ny 8 ora alina. Toa ny mahazatra, hikisaka eny amin’ny Le Garage Antsahavola izy […]
Dihy ankehitriny: hanatanteraka seho miavaka ny Cie Katrakala
Hotontosaina ny sabotsy 18 mey 2024, eny amin’ny Cercle Germano-Malagasy (CGM) Analakely, ny “Tasy”. Fampisehoana maroloko ifangaroan’ny dihy sy ny mozika ary ny saripika, hiarahana amin’ny Compagnie Katrakala. Tanjon’ny hetsika ny hanaitra ny feon’ny fieritreretan’ny rehetra noho ny fanapotehana sy fanimbana ataon’ny kolikoly eto Madagasikara. Tsy toy ny mahazatra anefa […]
Literatiora sy asa soratra: ankalazaina amin’ity taona ity ny faha-100 taonan’i Felanavokon’Itasy
Vitsy mpahalala nefa manana karazana tononkalo tsara kalitao sy manana ny mampiavaka azy i Felanavokon’Itasy. Maro ny hetsika fankalazana izao faha-100 taonany izao, natao hahatsiarovana sy hampahafantarana azy. Anisan’ireo mpahay kanto tsaroana manokana amin’izao volana mey izao, na dia vitsy aza ny mahafantatra azy, i Felanavokon’Itasy. Nisy ny hetsika nanamarihin’ireo poeta […]
Fetin’ny Reny: ny vehivavy fanaja
Anisan’ny hevi-bahiny naparitaka teto Madagasikara ny hoe : « tsy manaja vehivavy ny Malagasy », « manampatra fahefana amin’ny vehivavy ny lehilahy », « fanaka malemy ny vehivavy », sns. Petatoko nentina nampifandrafy ny lehilahy sy ny vehivavy ireo. Fomba fanaon’ny mpanjakazaka an-tanin’olona any amin’ny tany tiany hidirana sy hopotehina. Tsy ireo velively no endrika nisaloran’ny vehivavy […]






