Other News

« Tsinjaka Be » : hitarika ny seho i Dadi Love

Miova toerana kely mba ho goavana kokoa. Eny amin’ny Coliseum Antsonjombe indray ny “Tsinjaka Be”, amin’ity. Hetsika izay fikarakaran’ny Global Action, hampiakarana an-tsehatra ireo mpanakanto izay heverina fa andrasan’ny mpankafy amin’ izao fotoana izao izy ity. Hotontosaina ny alatsinain’ny Pentekôty 20 mey izao io, manomboka amin’ny 9 ora maraina mandra-pahamaizin’ny […]

« Slam National Scolaire »: efa fantatra avokoa ireo mpifaninana

Ireo ankizy eny anivon’ny ambaratonga faharoa, eny amin’ny sekolim-panjakana indray no hanafana ny sehatra mandritra ny « Slam National Scolaire ». Efa vonona ny rehetra ary fifaninana avo lenta sy tsara kalitao no ampanantenain’ny mpikarakara amin’izany. Tanterahina ny 24 sy 25 mey 2024, eny amin’ny Institut Français de Mada­gascar (IFM) Analakely sy […]

Homamiadan’ny vozon’ny tranonjaza: aretina azo avy amin’ny firaisana ara-nofo misy otrikaretina

Ankoatra ny ho­ma­miadan’ny nono, aretina fahefatra mpahazo ny vehivavy maneran-tany ny homamiadan’ny vozon’ ny tranonjaza. Aretina azo avy amin’ny otrikaretina HPV izy io. Azo avy amin’ny ala­lan’ny fanaovana firaisana ara-nofo ary mitarika fahafetasana raha tsy voatsabo. Tombanana ho 660 000 ny tranga vaovao amin’ ny homamiadan’ny vozon’ny tranonjaza, tamin’ny taona […]

VAOVAO TAMBATRA

Hatao amin’ity taona ity ny « Challenge Star­tupper » andiany fahefatra izay hanomezana valisoa an’ireo mpandraharaha 100 mendrika indrindra mane­rana an’Afrika. Hahatratra hatrany amin’ny 300 tapitrisa Ar kosa ny famantsiam-bola ho fanatanterahana ny teti­kasa, manampy izany ireo tohana omen’ireo mpiara-miombon’antoka samihafa. Voasazy hiasa an-terivozona 10 taona sy handoa lamandy 40 tapitrisa Ar […]

Faha-80 taonan’ny IRD : nojerena ny momba ny rano sy ny doro tanety

Mankalaza ny faha-80 taonany ny ivontoeram-pikaro­hana ho an’ny fandrosoana na ny Institut de recherche pour le développement (IRD) sady nanamarika ny faha-77 taona nijoroany teto Madagasikara. Nisy ny hetsika nentina nanamarihana izany tetsy amin’ny Institut Français de Madagas­car (IFM) Analakely, ny alatsinainy hariva teo. Nizara ny zava-bita sy ny fanamby […]