Voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny PPA Manantenasoa Avaradrano teny Mahatazana Ambohimahitsy, afakomaly ny jiolahy iray avy namaky trano. Nanao ny asa fitsirihana toy ny mahazatra ny polisy avy ao amin’ny PPA Manantenasoa afakomaly alina. Nahatsikaritra lehilahy iray somary kaodikaody miaraka amin’ny karazan’entana samihafa ireo polisy. Nanatona azy avy hatrany […]
Other News
Olana sosialy : nitroatra ny mponina !
Nandoro kodiarana sy nibahan-dalana ny mponina teny Andohatapenaka, omaly. Nanimba ny biraon’ny kaominina ny mpitarika posy tao Manakara. Olana sosialy no anton’izany. Nanao hetsika fanairana ny mponina tao Andohatapenaka, omaly. Antony, voalazan’ny mponina fa lasan’ny vahiny ny tany misy ny trano fonenan’izy ireo. Sady nidina an-dalambe no nandoro kodiarana izy […]
07 Marsa 2024
Tir en l’air du 07 Mars 2024
Basket : Yann Vezo Davidson aux JO de Paris
Les arbitres rêvent aussi de Jeux olympiques (JO). C’est avec une certaine émotion qu’on a accueilli la nouvelle, hier. Yann Vezo Davidson, arbitre malgache de basketball 5X5 et 3X3, a été sélectionné pour officier aux Jeux de Paris 2024. L’arbitre originaire de Morondava réalise son rêve. «Je suis heureux d’avoir […]






