Other News

RMT 2024 : nahazo tombony ny ankizy

Tontosa, omaly, teny amin’ny Ivontoeran’ny Kolontsaina Kolomahaolo, Loharanombato, ny andro fahefatra amin’ny fankalazana ny « Rallye moi(s) Théâtre » (RMT), andiany fahafito. Hipoka tanteraka ity ivontoerana ity. Nameno ny toerana ireo mpianatra avy amin’ny sekoly maro samihafa manodidina ny Kolomahaolo. Niara-nianoka angano isan-karazany sy fampisehoana ary tantara an-tsehatra manana ny maha izy […]

Hiragasy goavambe: hifandona ry Sahondrafinina Zanany sy Raveloson Jean Ba

Miaka-tsehatra eny amin’ny kianjan’ny Kanto, Mahamasina ihany koa ny mpanao hiragasy. Hangotraka ny seho eo amin-dry Sahondrafinina Zanany sy Raveloson Jean Ba. Lasa ny mamba misosoka ny voay ! Tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoanan’ny « Hira­gasy goavambe », amin’ity taona 2024 ity ny fihaonan’ny tarika roa tonta. Hifan­dona etsy amin’ny Kianjan’ny Kanto Maha­ma­sina ny […]

Fihainoana zavatra mafy : 1,1 miliara ny olona tsy handre intsony amin’ny 2050

Nomarihana, omaly, tetsy amin’ny Akanin’ ny marenina (Akama) etsy 67ha ny andro maneran-tany ho an’ ny fandrenesana eto Madagasikara. Loha­hevitra nanamarihana ny hetsika ny hoe “Fanovana toe-tsaina, aoka hataontsika laharam-pahame­hana ho an’ny rehetra ny fiahiana ny sofina sy ny fandrenesana”. Hahatratra 1,1 miliara ny isan’ny olona maneranan-tany tsy handre in­tsony […]

vaovao tambatra

Hotanterahina ny 20-23 jona eny amin’ny CCI Ivato ny International handicraft fair Madagascar na ny varotra fampirantiana iraisam-pirenena ho an’ny asa-tanàna. Hetsika entina hampihaonana ireo mpanao asa tanana, mpamorona sy ireo mpividy-mpivarotra ny vokatra eo amin’ny sehatra anatiny sy iraisam-pirenena Nisokatra ny talata teo ny tsena voara-maso ho an’ny kakao […]