Other News

MJS : hanohana ny vinan’ny Tily Madagasikara

Naneho ny fahavononany amin’ny fanohanana ny vinan’ ny Tily Madagasikara ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena. Nambaran’ny minisitra, Resampa André Haja izany, ny sabotsy lasa teo. Nanararaotra ny fankalazana ny faha-100 taonan’ny Tily, teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Maha­ma­sina, izy nilazana izany. Vinan’ ny Tily ny hanangana orinasa 100 amin’izao faha-100 […]

“Can” – Ampahavalon-dalana: hifanandrina ny tompon-trano sy ny tompondaka

Notontosaina nanomboka ny sabotsy lasa teo, ny lalao ampahavalon-dalana fiadiana izay ho tompondakan’i Afrika «Can 2023», taranja baolina kitra, izay atao any Côte d’Ivoire. Raha ho an’ny anio, hihaona amin’ny Eléphant, Côte d’Ivoire, mpampiantrano, ny Lion de la Teranga Sénégal, tompon­daka farany. Tsiahivina fa anisan’ireo firenena voasokajy ho laha­rana fahatelo […]

DAKA AN-JORONY: Atsangano ny maty

Mahafaly ny rehetra tato anatin’ny taona vitsivitsy ny fisian’ny kianja manara-penitra, ho an’ny taranja baolina kitra isaky ny distrika sy ny faritra eto Madagasikara. Mahave­lombolo ny mpankafy ity taranja ankamamian’ny Malagasy ity, izany. Anisan’ny mahazo tombony ny tanora. Na eo aza izany fandrosoana izany, mampametra-panontaniana ny maro ny zava-misy, tsy […]

Madagascar Aquatics : lany ho filoha Raveloson Rolland Mick

Tontosa ny sabotsy 27 janoary lasa teo, teny amin’ny Akademiam-pirenena momba ny fanatanjahantena (ANS) Ampefiloha, ny fifidianana izay ho filoha vaovao hitantana ny Madagascar Aqua­tics na ny Federasiona malagasin’ ny lomano. Lany nandritra izany, Raveloson Rolland Mick. Ligy 7 no tonga nandatsa-bato tamin’ny fifidianana. Samy nifidy avokoa ireo nandatsa-bato. 5 […]

SOMBIM-BAOVAO

Hotontosaina any Antsirabe, ny 3 febroary ho avy izao, ny lalao fifanintsanana basikety ho an’ ny ligim-paritra Sava, taranja basikety 3×3, sokajy vehivavy U23. Tsia­hivina fa izay tompondaka amin’ity fifaninanana ity no solonte­nan’io faritra io amin’ny fifaninanan “De la Rue vers l’Or”, hatao eto Antananarivo, ny 16-18 febroary ho avy […]