« Sorakanto » ivondronan’ireo mpanao gazety mikirakira ny kolontsaina. Mandia ny faha-12 taonany ny fikambanana ankehitriny. Maneho ny heviny momba ity tontolo iray ity Randriamiarantsoa Faly, filohan’ny « Sorakanto ». Nisy ny dingana vita… Mbola maro ihany koa ireo asa miandry. Feno 12 taona ny nijoroan’ny « Sorakanto », fikambanana ivondronan’ireo mpanao gazety mikirakira ny vaovan’ny […]
Other News
FIKAMBANANA DIAMARO : nanolotra dabilio ho an’ny EPP Ambalanaomby, Farafangana
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny sabotsy 20 janoary 2024, ny fotoam-piasan’ny fikambanana Diamaro, izay tarihin’ny filoha sady mpanorina, Velomihoatra Painchard. Natomboka tamin’ny lafiny sosialy ny hetsika. Nisy ny fanolorana dabilio ho an’ny sekoly fanabeazana fototra, EPP, tao Ambalanaomby, kaominina ambonivohitra Farafangana, Faritra Atsimo Atsinanana. Tanjona ny hanampiana ny ray aman-dreny […]
FANTINA sy FINTINA
Hamoaka ny tatitry ny vokatry ny ady amin’ny kolikoly, taona 2023, ny eo anivon’ny “Transparency International Initiative Madagascar”, rahampitso. Eo amin’ny laharana faha-147 amin’ireo firenena 180 i Madagasikara ary nahazo naoty 26/100. Nanentana ny fandraisana andraikitra sy ny firaisankinan’ny mpikambana ny filoha nasionalin’ny Tim, Ravalomanana Marc, ny herinandro teo, teny […]
Ben’ny tanàna : nokianin’ny MMM ny fanapahan’ny HCC
Namoaka fanambarana ny eo anivon’ny antoko Malagasy miara-miainga, ny herinandro teo, manoloana ny fanapahan-kevitra noraisina teto amin’ny firenena. “Mitohy ny fampiasan’ny mpitondra ny HCC amin’ny tsy ara-dalàna. Tsy anjaran’ireo mpitsara avo ny manome ny heviny momba ny fanitarana ny fe-potoam-piasan’ireo olom-boafidy. Anjaran’ny filankevi-panjakana izany”, hoy izy ireo. Nohitsin’ny MMM fa […]
Tan-dalàna
Mirongatra ny fakana an-keriny, fanolanana, herisetra… ? Eo koa ny fisolokiana, fisandohana, fanambakana… Misy ny hoe tsy matahotra na iza na iza, fa mahalala olona, hono. Fahantrana no hoe antony? Mahantra hatramin’ny saina… Fa lehibe koa ny tsy fanarahan-dalàna, tsy fahatahorana na tsy firaharahana fanjakana: na mpitandro filaminana io, […]






