Other News

VAOVAO TAMBATRA

 Handray anjara amin’ny hetsika « Borsa Internazionale del Turismo (BIT) Milano 2024 » ny 4-6 febroary, ao Italie, ny  delegasiona avy amin’ny Ofisim-paritry ny fizahantany Nosy Be (ORTNB). Fotoana hampahafantarana ny zavaboahary sy ny hakanton’ny Nosy, indrindra ny fampiroboroboana ny sehatry ny fizahantany.  Hamokatra zana-trondro manodidina ny 5 tapitrisa isan-taona […]

Imerintsiatosika : apetraka ny ivontoerana fivarotana tandrok’omby

Tafiditra ao anatin’ny politikam-panjakana ny fanakaikezana ny mpanao asa tanana ho fampiroboroboana ny seha-pihariny sy hitondram-bahaolana ho an’ny sehatrasa ataony. Tonga nitsidika toerana mpanodina tandrok’omby iray ao Imerintsiatosika, noho izany, ny minisitry ny Fizahantany sy ny asa tanana, Randriamandranto Joël, ny zoma teo. Tapaka nandritra ny fifampiresahan’ny roa tonta fa […]

Qatar Airways: hanao sidina eto Madagasikara isan’andro

Misokatra ho an’ny firenena avy ao Moyen Orient ny lanitr’i Madagasikara. Hanao sidina mandritra ny herinandro mampifandray amin’ny firenentsika ny kaompania Qatar Airways. Hitombo ny isan’ny sidina iraisam-pirenena hampitohy an’i Mada­gasikara amin’ireo firenena any ivelany. Natao ny zoma teo, tetsy Anosy, ny fifanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny fanjakana malagasy, amin’ny alalan’ny […]

INDRAY MIJERY

Miangavy ny fanjakana hampiditra ny fahaiza-miaina, ny fanajana ny soatoavina, ny tantaran’i Madagasikara amin’ny taranja any an-dakilasy ny tomponandraikitry ny fikambanana Tily sy Mpanazava eto Madagasikara. Ilaina amin’ny fanabeazana izany. Nandritra ny fisantarana ny fanamarihana ny faha-100 taonan’ny Tily no nanambarany izany ny sabotsy lasa teo, teny Mahamasina. Tombanana hiakatra […]

MJS : hanohana ny vinan’ny Tily Madagasikara

Naneho ny fahavononany amin’ny fanohanana ny vinan’ ny Tily Madagasikara ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena. Nambaran’ny minisitra, Resampa André Haja izany, ny sabotsy lasa teo. Nanararaotra ny fankalazana ny faha-100 taonan’ny Tily, teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Maha­ma­sina, izy nilazana izany. Vinan’ ny Tily ny hanangana orinasa 100 amin’izao faha-100 […]